Find places of worship in Antananarivo. Listings include CERD, Pasteur Castelanis, Amboarampeo Fiadanana Martiora Filadelfia AFMF Chorale, STK Ambatomaro Fehizoro, English Worship Service - FJKM, Weg der Gnade.
Fivoriam-bavaka Isaky ny alahady 9h sy 2h30 RHEMA Revival 67ha Ankasina 🔥NOUS SOMMES CHARISMATIQUE
"Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa"Salamo 104: 33a
�English Worship Service - FJKM is used to share the news about the FJKM 's English Worship Service
Pejy natao hizarana tenin'Andriamanitra sy fanazavana ny teny sy ny hevitra fonosin'ny Baiboly.
Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra Hebreo 4:12 #Kristiana
"Sitrako ny hihira lalandava ho anao ry Ray raha mbola ato amiko ny aina noraisiko avy aminao"
Ity pejy ity dia nataon'ny vondrona "Youth Alive Fellowship" manokana mba hitoriana, hampianarana, hitaizana sy hilazana vaovao tsara ny olona rehetra indrindra fa ny tanora mba ha...
Antoko mpihira mankalaza an'Andriamanitra ary mitory teny soratra masina amin’ny alalan’ny hira. Manao ny asa manerana an'i Madagasikara na any ampitan-dranomasina koa arakaraka ny...
Tontolon'ny Fanabeazana ''Ny beazina no tsangam-bato''
Fianarana Teolojia: Mianatra, Mitombo, Mizara
Takelaka ofisialin'ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato
Ity Pejy ity dia natao hifampizarana ny vaovao mahakasika ny fitandremana FJKM Ambohipanja Fitiavana
... fa miovà amin ny fanavaozana ny saina (Romana 12.2)
Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara--FPVM LOHARANOM-PITAHIANA AMBOHIPO TANÀNA-- Fotoam-bavaka Alahady amin'ny 9:30 maraina ary ny fotoan-dehiben'ny fifohazana Alarobia a...
Ny pejy sinoda Analamanga Atsimo dia sehatra ifampizarana, hifampaherezana ary ifampitam-baovao.
Finaritra ! Pejy entina izarana ny Fitiavan'i Jesosy Kristy ho amintsika mpanaradia Aminy sy itoriana ny Filazantsara Ny zavatra hitanao ato : - Fianarana ny Baiboly amin'ny end...
✨. Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao.✨
Ny SLKAF dia Sakaizan'ny Lehilahy Kristiana Andravoahangy Fivavahana