Find places of worship in Antananarivo. Listings include Antilin'i Madagasikara Faritra Ambohidratrimo, Vokovokomanga FJKM Andraisoro, Eklesia Episkopaly Malagasy - Diosesin’Antananarivo, STK Za - FJKM Avaratr'Andohalo, FIZAPI Jesosy Mamonjy, Rejoice Family.
🏕⚜Fikambanana scout zazalahy katolika eto amin'ny faritra Ambohidratrimo🏕⚜
Fitoriana ny filazantsara amin'ny alalan'ny hira, dihy, tantara,...
Pejy fampitam-baovao avy amin'ny EEM Diosesin’Antananarivo. “Fiangonana mifanolo–tànana ho vavolombelon’ny fitiavana sy ny asa tsara ao amin’i Jesoa Kristy.” « Ary aoka isika hif...
Sampana Tanora Kristiana Zandriny eto amin'ny FJKM Avaratr' Andohalo, Synodamparitany Antananarivo Atsinanana (SPAA 12).
FIraisankinan'ny ZAnaka mPItandrina Fiangonana JESOSY MAMONJY
REJOICE Family, un groupe de jeunes qui a pour objectif de répandre la parole de Dieu
Fiangonana Assemblée de Dieu Anosibe "IRAKA FENO FAHASOAVANA" Manao izay hampandroso ny mpino Tanjona
Tambazotra hanomezana vaovao momba ny FJKM AMBATOMENA sy ny SAMPANA VELONA REHETRA
Sampana Fifandraisana Fiangonana Advantista Soamanandrariny
Sampana iray ao anatin'ny Sampana Mpanazava sy Tily ao Avaratr'Andohalo izahay. Mitaiza sy manabe !
"Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay Mampahery ahy" Fil 4 : 13
" Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'Ilay tia antsika." Romana 8:37
Page officielle de l'Eglise Adventiste du 7e jour Ambodimita
Shalom tongasoa eto amin'ny pejy ny eglise rhema de Madagascar (foibe nasionaly tananarivo) Eto ny hanarahanao ny vaovao ny fiangonana sy andraisanao fampaherezana.
TANA CITY CENTRE ANALAKELY DIA MISY, MBA HO TARA-PAHAZAVAN’I KRISTY ETO ANTANANARIVO INDRINDRA INDRINDRA, MBA HAMPANAKOAKO NY FILAZANTSARA TOKANA
La communauté #Ahmadiyya est la personnification du message bienveillant de l'Islam, un #Islam qui prône la paix, la fraternité globale et la soumission à la volonté de #Dieu.
🅹🅾🅱🅰 7:1 𝕋𝕤𝕪 𝕞𝕡𝕚𝕒𝕥𝕒𝕗𝕚𝕜𝕒 𝕧𝕒 𝕟𝕪 𝕫𝕒𝕟𝕒𝕜' 𝕠𝕞𝕠𝕞𝕓𝕖𝕝𝕠𝕟𝕒 𝕖𝕥𝕪 𝕒𝕥𝕒𝕟𝕪
Unité, fraternité et solidarité entre les membres.
Afaka miara miasa @tsika rhtr ny SVM Antsahamaro fitahiana amin'ny asa fitorina an'i Jesoa Kristy
Ny Pejy "Toriteny AFON'NY FANAHY" dia pejy afahanao mandray fampaherezana @ alalan'ny Toriteny, Mozika, Fijoroana Vavolombelona, Horonan-tsary.
Izaho no mofon'aina izay manatona Ahy tsy mba ho noana ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony
"Ary Jehovah hitari-dàlana anao mandrakariva, sady hahavoky ny fanahinao ao amin'ny tany karakaina aza, sy hampahatanjaka ny taolanao; Dia ho tahaka ny saha vonton-drano hianao, sy...
L'Eglise Adventiste du 7ème Jour Ambohitraivo Ambohimalaza Antananarivo Madagascar est en cours de construction.
Antoko Mpihiran'ny Sampana Sekoly Alahady FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
Sady manantena no mampahafaingana ny fiavin'i Kristy fanindroany
🥰Ici, tu trouveras des décorations, des accessoires tendance et de jolis vêtements pour enfants — tout pour ajouter une touche de style et de douceur à ton quotidien 🌠🌠