Find places of worship in Antananarivo. Listings include VAKY LAY, Fiangonana CERE, Culte en anglais - Worship, Mitady ny very, EKAR SainteThérèse Ambanintsena, Maatam al bait al jadeed.
Serasera Kristianina Ambanintsena
Maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay. — Isaia 40 : 8
" Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara" Hebreo 10:24
"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny Teninao." Salamo 119:105
ɪᴀɴᴀᴏ ɴᴏ ꜰᴀʜᴀᴢᴀᴠᴀɴ'ɪᴢᴀᴏ ᴛᴏᴛᴏʟᴏ ɪᴢᴀᴏ
Hafatra feno fanantenana, fampaherezana ary finoana mifototra amin'ny fampanantenan'Andriamanitra
Aoka hankeo anatrehany amin'ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin'ny fihirana isika. - Salamo 95:2
Ny LGC dia fiangonana mitory ny filazantsara sy ny fahamarinana amin'ny olombelona rehetra.
Tamberina fohy mahakasika ny tena marina araka ny Baiboly mahakasika zavatra anakiray