Association FALaFa

Association FALaFa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association FALaFa, Nonprofit Organization, Toamasina.

03/08/2025

🕗😩𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 ! 𝗙𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗼 𝗳𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝘁𝗼𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗮𝘁𝘆 𝗺𝗶𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗿𝘆 #𝗧𝗶𝗱𝘀𝗼𝗽𝘁𝗶𝗺𝗶𝘀𝘁 𝗻𝗼 𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗼 𝘁𝗼𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗼.

⭕Ny Tidsoptimist dia olona mieritreritra foana hoe mbola ampy tsara ny fotoana ananany na dia efa akaiky aza ilay fotoana tokony hahatongavana. Vokatr'izany dia tara kely foana izy vao tonga amin'ny fotoana vonjeny.

🤗Tsy hoe kamo akory izy ireny fa tsy mahatsapa tsara ny fandehan’ny fotoana. Araka ny filazan’ny "psychologue" dia mety avy amin’ny firehana ho be fanantenana loatra sy ny fandrefesana diso ny fotoana ilaina hanaovana zavatra iray no anton'izany. Iza ilay olona fantatrao fa manana io toetra io?😁

04/02/2024

Origine du nom "Betsimisaraka"
Le nom de «Betsimisaraka» est relativement récent, il est apparu au 18ème siècle. Il y avait à cette époque un grand chef du nom de Ramagnano qui regroupait les ethnies vivant entre Andevoranto et l’embouchure du Mangoro. Fort ambitieux, il partit à la conquête des ports de Tamatave et Mahavelona (Foulpointe) situés plus au Nord, qui étaient déjà des pôles commerciaux importants à l’époque. Les populations vaincues étaient pillées, leurs maisons et récoltes brûlées, certains étaient même vendus aux marchands d’esclaves.

Ratsimilaho était complètement affligé par les souffrances de son peuple, les Antavaratra, et bien qu’âgé de seulement 18 ans, il convoqua en 1712, à Antongil, l’ensemble des chefs Antavaratra. Il leur parla des horreurs commises par Ramagnano et ses troupes. Une fois son discours terminé, les chefs présents l’ont élu comme chef militaire, chargé de réunir une armée pour libérer Fenoarivo et Tamatave. En tant que fils de pirate anglais, Ratsimilaho était soutenu par les Zanamalata, descendants métisses des pirates. Ceci donna à son armée un avantage important car les Zanamalata étaient mieux armés mais aussi plus habiles que les troupes sudistes.

Ratsimilaho appela l’armée ainsi constituée les « Be tsy misaraka », c’est-à-dire les « nombreux inséparables ». Au fil des années, l’expression a fini par désigner tous les peuples vivant sur la Côte Est.

28/01/2024

Ataovy toy ny FIAINAN'NY AKOHO re a!
Tsara arahina ary tsara alahintahaka😍

1- Manatody be dia be izy alohan'ny hikotrehany izay no atao oe DRAFITRA ( PLANIFICATION)

2- Rehefa manomboka mikotrika izy dia manena ny fomba fihetsiny izay no atao oe FITSIPIKA ( DISCIPLINE)

3- Miafy manena ny sakafony izy mba tst hitomboan'ny lanjany mba tsy hamaky ny atody izay hokotrehany izay no atao oe SORONA NY TENANY ( SACRIFICE ET L'ABNÉGATION)

4- Afaka mikotrika atodin'ny akoho hafa koa izy eny na atody tsy mitovy karazana aminy aza,izay no atao FAHATSARAMPO SY FAHATSARAMPANAHY ARY FAHATSORANA ,TSY MIFAMINGANA FA MIFANAMPY SY MIFAMPITSONJO
(LA NON-DISCRIMINATION ET LA GÉNÉROSITÉ)

5- Kotrehiny ao mandritry ny 21 andro, dia miandry AMPAHATERATANA izy na tsy ho foy aza aloha izay eo,dia mbola manohy manatody izy izay no atao oe FINOANA sy FANANTENANA ary FAHARETANA tsy manary toky izy na kivy
( LA FOI L'ESPÉRANCE, ET LA PERSEVERANCE. Pas de DÉCOURAGEMENT)

6- Arainy maso ary avahany ny atody tsara sy lamokany izay no atao oe LA SENSIBILITÉ ET LE DISCERNEMENT.

7- Ariany sy ailiny ny lamokan'atody fa izay atody tsara no kotrehany na iray sisa tafajanona eo izay no antsoina oe FAHENDRENA, FIFANTOHAN-TSAINA ( SAGESSE, LA PRISE DE CONSCIENCE, LE RÉALISME)

8- Tsy mamela ireo zanany ireo hiparitaka na hizarazara izany izy fa manangona sy mamory ary mampiray an'ireo foana izay no atao oe L'UNITÉ DANS L'OBJECTIF.

9- Tsy mamela na manary ireo zanany izany izy mandrapaha-vatombatony mahaleo tena ireo ,izay no atao oe MPANABE, MPAMPIANATRA , MANARAKA ( MENTORAT.)

10- Eo alohan'ny zanany foana ny Renia'akoho izay no porofo fa MPITARIKA ( LEADERSHIP.)

11. Mampitandrina ny zanany izy ary miaro ny zanany raha tandindomin-doza na sendra fahavalo ireo izay no atao oe LEADERSHIP RESPONSABLE(MPITARIKA TOMPON'ANDRAIKITRA)

AAntsomalala Ras

13/01/2024

Acau Toamasina ACAU Toamasina Mampionona Rado Tonton Rado
Pour savoir si tu peux faire confiance à une amie, voici quelques signes à prendre en compte 😉 :

1. La cohérence : Est-ce que cette amie est fiable et tient ses promesses ? Si elle est constante dans ses actions et paroles, c'est un bon indicateur de confiance. 🫶

2. La confidentialité : Est-ce que cette amie respecte ta vie privée et garde tes confidences en toute sécurité ? Si tu te sens en sécurité pour partager des choses personnelles avec elle, c'est un bon signe de confiance.🥰

3. L'écoute active : Est-ce que cette amie t'écoute réellement lorsque tu parles ? Si elle te montre de l'intérêt et te donne de l'attention lorsque tu partages tes pensées et tes émotions, cela peut renforcer la confiance.❤️

4. La sincérité : Est-ce que cette amie est honnête avec toi, même lorsque cela peut être difficile ? Si elle te dit la vérité, même si cela peut être délicat, cela montre qu'elle a ton bien-être à cœur.❤️

5. Le soutien : Est-ce que cette amie est présente pour toi dans les moments difficiles ? Si elle te soutient et t'encourage lorsque tu en as besoin, cela peut renforcer la confiance entre vous.😍

Il est important de noter que la confiance se construit avec le temps et qu'il est normal de se sentir un peu méfiant(e) au début. Écoute ton intuition et observe comment cette amie se comporte dans différentes situations. N'oublie pas que la confiance est un élément clé dans une amitié solide. 🤝💖❤️

🫶

05/07/2023

MIJALIJALY VAO TONGA RÔLE.

Na firy taona na firy taona ianao ka mbola mipetraka sy fahanan'ny Ray aman-dReninao dia azafady raha mivantambatana fa mbola zazakely ianao.

Tadidio fa tsy ny taona-nao akory no mamaritra ny fahalebiazanao fa ny fandraisanao andraikitra amin'ny hoavinao.

Amin'ny maha olom-belona,
Lehibe nge Abrahama eh, 75taona.
Fa mbola zazakely teo imason'Andriamanitra satria:
-Mbola fahanana.
-Mbola sasana ny lambany.
-Mbola tsy mahavita tena
-Mbola tsy responsable
-Mbola tsy vonona ny nandoa ny vidiny

Fa inona ny condition nahatonga an'i Abrahama ho Grand?
- Mialà ao amin'ny tranon'ny Rainao sy ny Reninao ianao dia ahatonga anao ho Lehibe aho, ary aminao no hitahina ny firenena rehetra ambonin'ny tany.

He!
Misy karazana fahombiazana tompoko tsy ho azonao raha tsy efa miala ao anaty zone de confort-nao ianao.

Tadidio fa ao anaty challenge no mampivoaka ny Grand ao aminao.

-Ny voaloboka tsy maintsy vakina raha te hahazo divay.
-Ny oliva tsy maintsy potehina raha te hahazo menaka
-Ny voasary tsy maintsy potserina raha te higoka ny maminy.

Ry namana,
Mila Mijalijaly kely aloha ianao vao tonga rôle.

Te ho Grand ve ianao?
-Aloavy aloha ny vidiny.

Mialà amin'ny toerana mampahazo aina anao.
Mialà ao anaty zone de confort-nao.

Ndao hanova zavatra
©Joel Razafindralema

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina
501