EFIA

EFIA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EFIA, School Sports Team, Ivato.

22/05/2024

Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny EFIA ho an'ireo ankizy lahy sy vavy manomboka ny valo taona ary mitsinjara amin'ny ireo sokajy U10 - U13 - U15 - U17 ary senior

Ary amin'izao fisokafan'ny EFIA izao dia misy fanomezana ho an'ireo izay misoratra anarana hatramin'ny volana Juillet

Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao hiantso ireto numéro ireto na andefa mp amin'ny pejy :
- 0344663569
- 0337599902

Na afaka manantona aty amin'ny birao
-Lot 003 K5 Andraondrikely Ivato

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Ivato