Miah Gouter
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miah Gouter, Grocers, Fianarantsoa.
24/07/2024
Coucou daholo ooo❤. Tongasoa eto amin'i Miah Gouter❤. Izahay dia mandray Commande gouter rehetra toy ny viennoiserie🥐, yaourt🥛, Flan🥧, jus Nat🍹. Mandray commande gateaux ihany koa toy ny Moka🍰, Piramide, gateaux anniversaire🎂, fillançaille, Mariage.
Misy ny Mine Sao poulet, viande, special🍝
Marihina fa manao livraison🚗 ny Miah Gouter n'aiza n'aiza misy anao eto Fianarantsoa.
Afaka miditra Mp avy hatrany izay Liana na miantso ny 0381420141.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa