Find places of worship in Antananarivo. Listings include ZA SY RAY, •Sampana Fifandraisana• Fiangonana Advantista Ambohimitsinjo-Ambodihady, Ambohitompoina miaraka, Vahao Ny Oloko Anosizato Andrefana, Fandalinampinoanana katolika, Safidy.
Natao hizarana Lesona, Mofon'aina, vavaka sy fampaherezana, Hira; "𝐌𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐍-𝐃𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀"
Hoy ny Soratra Masina: « Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesosy Kristy, Izay efa nirahinao. » Jao 17:3 « fa mi...
Natao hifampizarana tenin'andriamanitra
Ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra atao Marka 9:23
PEJY natao hifandraisan'ny Pasteurs ,mpitondra fiangonana,mpitarika.. Tsy mifidy anaram-piangonana, na faritra aiza eto na any ivelany Hifanampy isika,hifanohana, Tokana ny tanjona...
Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina. — Salamo 104 : 33 Ny AF-4 Dia antoko mpihiran'ny Faritra faha 4 avy ao amin'n...
Jaona 8:36 Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.
" Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao " Isaia 60:1a
" Ahenao ny olona makany Amin"ny helo fa hapio ny olona makany an-danitra".
Ny Église FPVM Jerosalema Tanana Masina Antanetibe dia fiangonam-pifohazana: mitory ny filazantsara, mamoha ireo izay mbola matory, ireo mbola miaina anaty fanompoan-tsampy mba han...
"Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie i...
We will notify you when anything happens in Antananarivo.