Java Café
Let's stay vibrant �,strong� and healthy��
Love it 😍
Love it 😍
Hello Les gens 😍
Iza no Efa Tao ?
Somary Efa oldish kel fa ny café sy gateaux lou de tsara fon 😍
Crew appreciation for hard work
Toy izao ny hamanjan’ny ice mocha amidinay aty ampiasana 😍 Za mo zani de tena milendalenda fotsiny @ hatsarany 😅refa Faly ny clients de ampy ahy zay 😜guests satisfaction is mandatory 💪
Tsy resaka café lo androany fa resaka complain🆘 Gasy tia Girevy 😢
Isika Malagasy dia tena tia migirevy 😂😂😂😂
For what????
Lany andro migrevy 🥺Wasting time ,wasting money ⬅️⬅️⬅️Mandany andro ,mandany vola 💶💵💰
Solutions no hikaonandoha Fa tsy voa misy zavatra kely de Ndao indray higirevy🤣
VOA misy rano miakatra de higirevy 😂
Fa maninona raha miara misalahy mampiena ilay rano de tapitra 😊Etanina ny tsirairay tsy hanary fako anaty tatatra .❌❌❌Tsy azo atao ❌❌❌Manatsetsina ny lalandrano 💯💯💯
Naika tsy hi teny Za fa Leo anty girevy lava ty 🤣
Hello 🥰ty anisan’ny cocktail vita @ café tiako 🤭🫣😋Best seller izy ty aty ampiasana 😍
I’m addictive to you on my lips 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Miami, FL