Jeneral Spooltr Rak Ofisialy
📿🕋
23/04/2026
ASSALAMU ALEYKOUM WARAHMATULLAHI WARABAKATOU 👐🏾
19/04/2026
NY ZAVATRA MBA HANOMEZAN'OLO HAJA ANAO EO ANIVONY SEHATRA REHETRA✅
Aza midoka tena fa mahay hain'olo ihany n'y olona mahay fa tsy mila manambara sy misehoseho anao.
Fa tsy ny olona rehetra Mila anio hevitranao fa amizay olo Mila aza Dia ambarao IZY Ary ampahafantaro azy tsara fa voafehinao n'y Zavatra teneninao,
Rehefa manazava Zavatra iray dia azavao tsara aza malaky miampita amin'ny Zavatra hafa.
Ny olona tsy Dia matetika miteny Dia hajain'olo rehefa miteny satria ny olo Dia mijery fa matoa tsy miteny i ranina Dia misy Antony.
Fehiny: N'y olona hendry Dia mangina Ary mandinika alohany ny hitenena🤠
15/04/2026
AZA MAIKA MITIA RAHA TSY TE HO VOADONA 🥀
15/04/2026
AZA HIMENARA GNE FINOHANAO FA OLO MIRESAKA ANAO TSY ANAVOTRA FA MIARO GNE TENANANY 🤲🏾
12/04/2026
CALIN AM PAPA🌹
10/04/2026
RAHA ATAONY FA RATSY ANAO FA TSY RATSY ZANY ANAO FA TSY TIANY AVAO 🫣 FA TSARA AVAO ANAO AMIN'NY TIANAO❣️
08/04/2026
ZAZA AMPASY 🫶🏻
ANDANA MIANATRY ABY EKOKOA GNE MPIANATRA FA MITADY ANAREO NY TABLE BLANC 😂
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tãníä Joëllïnã, Fitiavana Haja, Patrick Olivier, Rajhem Mj Dieu-Donne, Fabi Ola, Miranda Gabriela, Junior Much'allah, Tiana Prisca, Waltair De Madagascar, John JP, Rasoanirina Fitiavana, Dack Mc de Madagascar
07/04/2026
VITA IZY GNE PAKA NA P***A DA ANDAO AMIZAY KOA MIVERINA AMIN'NY FIAINA ANDAVANANDRO AMIZAY KOA, MIFOHA, MIALA TRANO,MITADY VOLA, MODY RHEFA ARIVA GNANDRO,
MIRARY ATSIKA ABY LOKONY SAMY HO TSARA
BONNE JOURNÉE 🤞🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
RN7
Tulear
601