MMM Alasora
''Izay manoro làlana, mahitsy, mamindra aina''
11/01/2026
: Fifampiarahabana noho ny fahatratrarana ny taona vaovao 2026 ho an'ny Fianakaviamben'ny Malagasy Miara-Miainga - MMM 💙🤍💛, Vehivavy Malagasy Miara-Miainga, Tanora Malagasy Miara-Miainga manerana an'i Madagasikara !
Nijoro, mijoro ary mbola hijoro ho an'i Madagasikara sy ny taranaka Malagasy rehetra ny MMM !
22/08/2025
Amin’izao fodiamandrin’i Ramatoa Céline Ratsiraka izao dia maneho fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy , ary ny mpikatroka Arema , izahay ato amin’ny Antoko MMM manerana an’i Madagasikara.
12/08/2025
Rahampitso Alarobia izany ny fotoana 🟡🔵⚪️
05/08/2025
💙Toy ny fanao isan-taona dia zava-dehibe amin'ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny asa sosialy sy aminareo ray aman-dreny amin'ny fanomanana ny fidiran'ny mpianatra. Tsy ho diso anjara amin'izany ny eto amin'ny Kaominina Alasora koa manome fotoana anareo izahay ny Alarobia 13 Aogositra izao 💛
29/07/2025
Fitaovam-pianarana amin'ny vidiny mirary 💛🤍💙
💙Toy ny fanao isan-taona dia zava-dehibe aminay fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny asa sosialy sy aminareo ray aman-dreny amin'ny fanomanana ny fidiran'ny mpianatra.
❤Hanatona anareo indray izahay ato ho ato miaraka amin'ny -pianarana amin'ny vidiny mirary 💛
15/05/2025
22/04/2025
Miarahaba sy mirary soa ho an’Andriamatoa Hajo Andrianainarivelo, Filohan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, izay mankalaza ny tsingeritaona nahaterahany anio.
Mirary fahasalamana sy fahombiazana ho anao amin’ny adidy entina hanasoavana ny Taninjanaka.
27/01/2025
Mirary fiononana feno ho an'ny Kolo Tv/fm sy ny fianakavian'izy ireo !!
25/12/2024
Joyeux Noël 🟡🔵⚪
Krismasy aty an-tanàna. Maina ny tontolo, miandry orana ny tantsaha.
Mirary fety sambatra daholo dia samia ho tahian'Andriamanitra !
17/08/2024
Efa fotoana nifanomezana ny androany, misaotra anareo efa nandalo, mbola eto izahay ( ampitan'ny dispensaire Catholique Androka) 🔵⚪🟡
12/08/2024
Tsy ho diso anjara amin'ny fivarotana fitaovan'ny mpianatra amin'ny vidiny tena mirary izay karakarain'ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga ny eto Alasora,
Amin'ny Sabotsy ho avy izao ny fotoanantsika ka tongava maro e 🟡🔵⚪️
Izao no natao dia ho fifanomezan-tanana sy fifanohanana amintsika Ray aman-dreny amin'ny fampidirina ny zanantsika an-tsekoly.
Ho an'ny taninjanaka
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tulear