Inf-Sciba-Ral Cours
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Inf-Sciba-Ral Cours, School, Tulear.
23/01/2022
Salama Tompoko, izahay ato @ " Inf-Sciba-Ral Cours " dia manolotra FIFANINANANA LEHIBE eo @ taranja MATEMATIKA ho anareo Mpianatra rehetra latsaky ny 17 taona, tsy ankanavaka, tsy mifidy kilasy ho antsika rehetra eto Toliara.
Ka toy izao ny mombamomba azy :
Misy ny loka sy marim-pankasitra hozaraina hoan'izay telo voalohany ANDRARANDY @ ity taranja ity
- Laharana voalohany : 30.000Ar + ATTESTATION
- Laharana faharoa : 20.000Ar + ATTESTATION
- Laharana fahatelo : 10.000Ar + ATTESTATION
Marihina fa fifaninana izy ity ka ny 03 voalohany ihany no mahazo " Loka sy Marim-pankasitrahana "
● Fisoratana anarana : manomboka izao ka hatr@ 31 Janoary 2022 ao @ Cours TAFITASOA EPP Besakoa @ 06 ora hariva
- Fandraisana anjara : 6000 Ar
- Daty sy toerana hanova ny fifaninanana : Sabotsy 05 Janoary 2022 ao @ EPP Besakoa
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny Laharana :
032 49 287 57 na 034 58 489 49
14/11/2021
Slm Tompoko, izahay ato @ " Inf-Sciba-Ral Cours " dia tsy mitsahatra manolotra zava-baovao ho anreo dia ny : " RÉSUMÉ DU COURS & SUJET BACC + CORRIGÉS " Ho antsika Classe de TERMINALE A na C na D, izay natao hanampiana antsika Mpianatra rehetra, indrindra fa ho antsika izay sahitsahirana mamerin-desona na sahira mitadidy ny FORMULE DE BASE @ taranja Siantifika. Toy izao izy ato :
✘ Terminale A (A1 na A2) :
⇨Résumé MATHS
⇨Résumé PC
⇨Résumé HG
⇨Sujet bacc+Corrigés (ttes matières)
✘ Terminale C na D :
⇨Résumé MATHS + formulaires
⇨Résumé PC + formulaires
⇨Résumé HG
⇨Sujet Bacc + Corrigés (ttes matières)
Participation : 5000ar/Série alef @ Mvola
Raha mitady fanazavana fanampiny dia tongava mp na antsoy ny laharana 0345848949
28/09/2021
Salama Tompoko, izahay ato @ " Inf-Sciba-Ral Cours ( INitiative de Formation en SCIentifique à BAse du RAisonnement Logique ) " dia faly manolotra anareo mpianatra classe de TROISIEME (3 ème) rehetra ny COURS PARTICULIERS na koa hoe COURS DE FORMATION SPECIALES " MATHS & PC " izay atao @ toerana sy lera maha mety anao ( na any @ toerana misy anao aza ). Natao ity mba hitsinjovana ho antsika mpianatra eto Toliara izay mbola sahintsahirana eo @ taranja siantifika, ary marihina fa tsy vita ny AMPIANARINA ianao fa HOFANINA manokana mihintsy mba HAHAFEHY TANTERAKA ity Maths & PC ity mandritra ny taom-pianarana.
Raha mila fanazavana fanampiny dia tongava mp na antsoy ity laharana ity : 034 58 489 49
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tulear