Gigabay

Gigabay

Share

Bienvenue sur ma page 🫡❤️‍🔥
Ato antsika mifanojo leroa

25/08/2026

Chance sika roa efa miditry tia nao harora 😫

12/08/2026

Lowis mariage
Tiako hira nao ti zokiko 😮‍💨🥹

Photos from Gigabay's post 11/08/2026

Moral lava agnabo ! 😉

31/07/2026

Navita nandefitry nefa anao hafa hevitry 😔

Photos from Gigabay's post 17/07/2026

Miadana ampanambadiana foana ny vahivavy
Satria manambady olo mazoto mitady vola ! 🫢🤔

Photos from Gigabay's post 10/07/2026

Aia nareo farady eeuh zahay efa eto 👊🏼
Ao aminy lampan’ny tanana rdv tsika à ce soir 🔥

08/07/2026

2 jour sisa fotoa tsika hi aona amy nareo farady 🇲🇬🔥✊🏽
Akory izio ra 😄 !

Photos from Gigabay's post 29/06/2026

Aleoko mandigny anao fa sarotsy hahitako asolo anao lie tiako ❤️🫶🏻

17/06/2026

Tokony teto anao 😖❤️

10/06/2026

Vacance gn’andro
Loso aiza
Majunga , Toamasina , Nosy be , Toliara , Androy , andafy 🙄
Ary anao mba lasa aiza🫵🏼

Category

Address


Toliary