STEPIC
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STEPIC, Entrepreneur, Ruelle n° 2 Tanambao I TOLIARA, derrière SUPERMAKI, Toliary.
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Olinirina Ravaka Ranaivomanana, Carlos Steven, Keol Dabdabu
STEPIC Madagascar Découvrez nos offres, nos projets et contactez-nous pour toutes questions qui vous intrigue.
15/01/2026
fans
🎯NDEHA ISIKA HIANATRA KABARY
✅NDEHA ISIKA HAMELONA INDRAY IREO SOATOAVINA SY FAHENDRENA MALAGASY IZAY MILA HO VOATOTOTRY NY FANATONTOLOANA
✅NDEHA ISIKA HAMERINA INDRAY NY HASINA MAHA MALAGASY ANTSIKA
STEPIC
FI.MPI.MA
👉"Izay tia ny tenin-drazany tia ny tanindrazany"
🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)
☎️+261 38 53 502 31
🌐www.stepic-mada.com
📧[email protected]
📧[email protected]
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Thomgeo della Zafintalaotse, Colomb Jasmin Ratovomampionona, Ilias Abderman, Fityh Ian's Astri D'ianah, Alberto Smich, Fabrice Joël Ravelomampionona, Romulis Ngï, Naoumi Hortence, Rante Aurelien, Marinah Sambalahy, Mīst Gustave, Alexandre Razanajafy, JB Alexendre, Claudette Rzf, Laurenah RJ, Albert Randrianasolo, Da Mazzarry SZ, Judi Anah, Filante Nasolonomendrainy, Tiandrainy Prisca, Lnce Phionah, Elia Nah, Shanya Amed
Ity misy fizaràna avy amin'ny Mpianatra nivoaka tato amin'i STEPIC
koa manaraha finaritra.
Dia aza hadino fa misokatra izao ny fisoratana anarana amin'ny fianarana teny vahiny, Kabary Malagasy ofisialy sy fiteni-paritse, informatika ary ny tontolon'ny Multimédia.
Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana
🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)
☎️034 28 899 56 - 032 93 201 29
🌐www.stepic-mada.com
📧 [email protected] / [email protected]
́dia
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Aureliot De Mon Coeur, Tinah Saphira, Habiba Styling, François Félix Randrianantenaina, Vanotiana Lusianne, Rill Ckay, Laÿk Paulin, Ajiahy Bradva, Armellah Sörene, Ulrica Nachila, Nancy Fredya, Valisoa Felestin Avotra, Fabien Maritiry, ED Mond
20/12/2025
Araka ny fangatahan'ireo izay tsy afaka nanaraka ny fampiofanana 'Excel comptable' andiany voalohany, nohon'ny antony maro samihafa, dia indro averinay indray izany.
📊 FORMATION - EXCEL COMPTABLE
⁉️Te hahay hitantana vola miditra sy vola mivoaka amin’ny fomba matihanina?
⁉️Te hampandeha tsara ny fitantanam-bola ao an-tokantranonao na ao amin’ny orinasanao na ihany koa amin’ny sehatra misy anao ve ianao?
👉Ho fiatrehanao tontolo vaovao feno fahombiazana amin’ny taona 2026 sy ny andavanandrom-piainanao dia manolotra anao FORMATION EN EXCEL COMPTABLE izahay, ho an’ny fitantanam-bolanao.
✅Vahaolana mahomby ny fifehezanao ny Excel Comptable
👉Ataovy mandeha ho azy ny kajikajy rehetra e!
➡️ Fampianarana manomboka amin’ny fototra ka hatramin’ny teknika matihanina
➡️ Fomba fanao sy tabilao hanaraha-maso ny fandrosoan’ny fidiram-bolanao
➡️ Fampiharana tena izy amin’ny toe-javatra eo amin’ny fiainana sy orinasa
🗓️Fotoana: 22-23-24-26-27 Desambra 2025
💲aran’ny fampiofanana: 20.000Ar
✍️Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana!
🎓Hisy fizarana Certificat amin’ny faran’ny Fiofanana
👉STEPIC- Chaque pas nous rapproche du pic
🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)
☎️034 28 899 56 - 032 93 201 29
🌐www.stepic-mada.com
📧 [email protected] / [email protected]
20/12/2025
Rejoignez STEPIC dès le 5 janvier 2026 et montez en compétences dans les domaines suivants :
📚 Nos formations :
Langues : Anglais, Allemand, Chinois, Français, Kabary Malagasy ofisialy sy fiteni-paritse.
Informatique : Bureautique (Initiale & Avancée), Maintenance.
Multimédia : Audio, Photographie, Vidéographie, Design Graphique.
⚠️ Attention : Les places sont limitées !
Inscrivez-vous dès maintenant pour garantir votre succès.
👉STEPIC- Chaque pas nous rapproche du pic
🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)
☎️034 28 899 56 - 032 93 201 29
🌐www.stepic-mada.com
📧 [email protected] / [email protected]
́dia
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Ruelle N° 2 Tanambao I TOLIARA, Derrière SUPERMAKI
Toliary
601