Ange Razanadratefa en ligne
♥️Vente en ligne payé par MVOLA et Orangemoney+prix de L👈👈
👉034.62.019.14
♥️Azo antoka Tsara👈👈
16/06/2026
:
1.Nama zao iha:Laha hivily raha amin'olo agny mi payé tsisy trosa n'a 0ar.
2.Fa laha amin'ny Boutique Ange RAZANADRATEFA(Ahoronao Ze teanao le manao excuses 08 volana amizay iha fa mifandimby aminao ao ty raty(Tsy tsapanao fa mba nana raty nandilatsy anao avao koa zaho igny...
:Teanao hatao fitaona ty raha tegna;Fa laha mba alako amizay;Ataonao problème satria tianao ho nomeko anao handesinao ho fanagnanao Raha igny vasa.
:Tsy ilanao zaho laha tsy hangalanao morimoritsy;Fa laha iha mahita ty hasoa fiaina toy halignonao zaho fa namanao.
:Laha tahie Njanahary aho mahita raha soa amin'ny fiainako:Aretim-po ty ahinao 😀😀;Laha publication Raha fahatany ataoko;Le ingo iha manao commentaire;Fa laha publication raha nahavelo ahiko;Raha nahasoa ahiko...Mody ataonao tsy hita publication-ko igny satria:Fo-nao igny Marary Marina...
amity soa aho;Fahavalonao amity soa militsy amiko;Teanao amity raty manjo ahiko...
👉 : Aleo mijano ho irery tsisy namana;Toy izay hanana ny Ratsy eo amin'ny fianana.
Ange Razanadratefa
14/06/2026
#26 Juin milay be koa niany e!
prix de gros daolo ireo même maka 01 fotsiny aza ianao.
🚗🛻: Livraison possible TANA et Province avec équipe Ange RAZANADRATEFA.
☎️📞:034.62.019.14/033.38.411.50/032.94.311.15
ahafahanao manaraka foana isanandro ny arrivage-nay dia ataovy j'aime ny page-ntsika ô!
26/05/2026
❤️ ny Fety aby❤️
‼️Mamaivay ny Hatsiaka ry reto an!Aleo asiana jogging Top qualité Tsara mba hanamora ny fianana e!‼️
🚗: à TANA et livraison province
📞:033.38.411.15/032.94.311.15/034.62.019.14
Au clavier les filles ❤️
fans
fans
Ange Razanadratefa
Ange Razanadratefa en ligne
20/05/2026
🎀Ato amin'ny Boutique et vente en ligne RAZANADRATEFA en ligne ihany raha mitady olona azo antoka🎀
📢Ny entana rehetra miala avy eto TANA et livraison @ Province rehetra eto Madagascar 🚘
☎️☎️:034.62.019.14
☎️☎️:032.94.311.15
☎️☎️:033.38.411.50
fans
15/05/2026
🔥FIZARANA MAIVANA;METY HANOVA ANAO KOA:
ny vatana
ny eo ampela-tanana(vola)
ny fifandraisana amin'olona
ny traikefa
ny piara miasa.
👉Vao voalohany niditra tao amin'ny sehatra fandraharana aho dia:"Nandalo ireo fahamaivanana rehetra ireo"😭
👉Fa mba inona no ambony be ato amiko:Izay tsy tiako ho esorina amiko, mandrakizay, mandrakizay dia ny:Fazotoana sy ny Fitiavana te lalina eo amin'ny fianana(Risque be)
👉Manana risque rehefa te hisehatra ao anatin'ny politique des entrepreneurs Malala an!Inona daolo ny atao?:
1.Manangona Foto-pisainana matanjaka aloha hoe: Tsimaintsy tratrako ny tanjona;Ary tsimaintsy todiko izay kasaiko.✍️💪
2.Mitady loharanombola,mahay mampiteraka vola entina hiasa,tohatra goavana,nefa mora raha ao aminao ilay hoe:"Azo itokisana".❤️💔
3.Mila manana fotoana hamantarana olana maro,satria na tianao na tsy tianao,dia tsimaintsy hanao embouteillages ny problèmes e!(Mijalijaly vao mafimafy e!)
4.Rehefa,fantatra ireo olana ireo:Inona ny vaha olana entinao?Mba tsy hanimba ny kajikajy tery ampiandohana amin'ny fananganana projet nao io?
5.Rehefa,hita ny vaha olana rehetra:Malalaka ny lalana pour installation aloha;Efa manomboka miasa:Teraka indray ny olana vaovao...Aona ny heri-tsaina anagnanao?(Handroso sa hihemotra?)
6.Raha nandroso ihany:Inona ny changement?inona ny développement?
7.Rehefa misy izay développement izay:Ahoana ny Gestion sy ny Économie?Satria mila mampiteraka Projet fanampiny amizay ry Futur PDG a!
8.Efa tafajoro tsara ara-panjakana ve?Sa ilay société inconnue?
9.Mba ho ara-dalana,Ndao amizay atsangana ara-panjakana e!
10.Rehefa tao antoerana ihany ny Asanao hatramin'izay;Mba efa naminavina ny hivoahany international ve ianao? Ohatra Mividy entana avy agny ivelany;Na mandefa entana agny ivelany?(Efa azo atao tsara io amizao satria betsaka ny Société en ligne azo antoka manana agence eto Madagascar.)
👉secret de la réussite(Mp raha maha liana anao); partagé-o,raha maha liana anao.
fans
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toliary