Rasc-3A
Réseau des Acteurs de la Société Civile Actifs Antsimo Andrefana RASC3A
24/01/2024
Play the game and have fun
23/01/2024
Play the game and have fun
05/12/2023
04/12/2023
Atsaharo ny herisetra atao @ vehivavy
25 novembre au 10 décembre 2023
Fanentanana ho @ ady hampitsaharana ny herisetra atao @ vehivavy
24/01/2023
Androany dia andro iraisam-pirenena ho an’ny fanabeazana [Journée Mondiale de l’Education]! Inoantsika fa mendrika ny tanora rehetra ny:
🟡 Fanabeazana maimaim-poana sy isitrahan’ny tanora rehetra, na manankarena na mahantra, na ambanivohitra na an-tanàn-dehibe, na ankizivavy na ankizilahy.
🟡 Fanabeazana feno sy manara-penitra izay hanomana azy ireo amin'ny fiainana.
🟡 Fanohanana, torohevitra tsara ary fanampiana avy amin'ny mpampianatra sy olon-dehibe hafa azony itokisana.
24/01/2023
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toliary
601