Reaching The Unreached
Fanehoana ny asa fitoriana filazantsara ao Ambatomena, Enoho, Ankarinoro.
22/04/2023
Rava ny rivo-doza ny fiangonana Ambatomena izay efa saika ho vita. Tsy atao hahakivy izany, fa mitohy hatrany ny asa, ary mandinika hanombohana fanorenana vaovao.
28/11/2022
It has been three years People from Southern region of Madagascar suffered from Famine, it is because of drought, and we all know the issue of our environment today. People almost could not plant anything,they only eat wild food that cannot even be eaten before, called "Kemoky".
Thanks to God that He is blessing us with rains these few weeks.
26/11/2022
Misaotra Anao Jesosy manome ranonorana, ampio zahay mba hahita doria. Amena.
26/11/2022
Ireo mpianatra andiany vaovao ato amin'ny Sekoly Biblika Mananovy, mirary soa azy ireo amin'ny anaran'i Jesosy hahavita hatramin'ny farany.
23/11/2022
Namangy anay mivady ireo kristiana avy any Ambatomena raha vao naheno ny fahatongavanay.
14/11/2022
Tian'Andriamanitra hifanampy isika Kristiana. Raha te ho kapiteny ny rehetra dia hiletika ny Sambo.
(Sary nindramina)
12/11/2022
Misaotra an'i Jesosy mamaly vavavaka nanome ranonorana.
02/11/2022
27/10/2022
Fiangonana Ambatomena Aprily 2021 no nanomboka namangy ny fiangonana Ambatomena izahay. Azo zaraina roa ny asa fitoriana atao ao: ▶️Voalohany, dia ny famangia...
21/10/2022
Agnambara tsika fa efa misokatra ny Blog"Reaching The Unreached".
Manasa antsika mba hitsidika izany.
Fampahafantarana Misaotra an'i Jesosy fa tafatsangana izao Blog izao, izay natao handehoana ny asa fitoriana filazantsara ataonay mivady aty amin'ny f...
10/10/2022
09/10/2022
"Reaching the Unreached" militse raketa.
Mbola maro ny olona tsy nandre sy tsy mandray ny filazantsara.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the place of worship
Telephone
Website
Address
RN13
Toliary