Tily Atsimo Andrefana
Ny Tily dia fanabeazana tanora skoto protestanta zazalahy, sady mamolavola azy handray anjara hanorina tontolo tsara kokoa.
22/06/2025
Haza lehibe - Sampana Mavo - Faritany Tily Atsimo Andrefana ny 27-28-29 Juin 2025.
05/03/2025
Firotsahana eo anivon'ny fiaraha-monina Tily Atsimo Andrefana Faritra Plateau Mahafaly Ampanihy
24/01/2025
24 Janoary | Andro iraisam-pirenena ho an'ny Fanabeazana
Anisany nanabe tompon’andraikitra maro eo anivon’ny Fiangonana sy Firenena ny Tily eto Madagasikara.
Ataovy ao amin’ny commentaire hoe izay fanatr’ise sy ny mpiandraikitra/filoha namolavola ary nanabe an’ise.
07/01/2025
Akory iaby rolahy. Itoy raha iny e !
12/12/2024
Maitso Mitily Talenta
Ary nony nanatona koa ilay nandray ny talenta roa, dia hoy izy: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa koa aho. — Matio 25 : 22
23/10/2024
Fanofanana taom-piasana sy taom_panabeazana
17/10/2024
Ndao hilalao
Ndao hisera
Ndao hanao Tily
25/08/2024
"Ary faran'izy rehetra, izaho, izay toy ny tsy tonga volana aza, dia mba nisehoany koa." — I Korintiana 15 : 8
Misaotra Jesosy fa vita ny andraikitra
Isaorana Anao izay vita, Ifonako izay tsy vita
Misaotra an’ny Faritany Tily Atsimo Andrefana nampindrana andraikitra
Misaotra ny Filoha Tily Atsimo Andrefana iaby tsy ankavaky, tsy vitako io fa nareo ro tena nahavita ny ndraikita misaotra bevata, Jesosy hamaly fitia an'ise isany
Misaotra ny KOPA Atsimo Andrefana, Ny Fivondrona iaby anaty Faritany Tily Atsimo Andrefana
Misaotra antsika iaby izay tsy voatanisa
Misaotra ny vady aman-janako Rosa Chantal sy Niniot nanohana sy nitrotro ambavaky
Misaotra ny ray am-dreniko sy ny iray tampo amiko nanampy tamin'ny lafiny rehetra
Misaotra an'i zokibeko Fil Ratsimba Tovonirina Jean Mario teo amy kila raha, nanampy amin'ny lafiny rehetra.
Tsy halino ny Foibe Tily tarihin'i Toky Rahaingo, mahavelo bevata baba
TSY VOAVALY FA JESOSY HANOME GNY SOA VOHO GNY MAMY ANTSIKA IABY
Finengo Madera, Filoham-paritany Tily Atsimo Andrefana 2021-2024
17/08/2024
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toliary
601