Excel Rakotomanana

Excel Rakotomanana

Share

Mitory ny fahatsaran' Andriamanitra sy ny fitiavan' i Jesosy. Manangana anao ho Kristianina manam- pa

03/04/2026

P***a 2026 MANASA ANAO MANOKANA

28/03/2026

Mandresy amin ny Ran i Jesosy

21/03/2026
21/03/2026

Hanao lalana indray izy...
Hanao zava dehibe' mihoatra ilay tadiavinao

EFESIANINA 3: 20
Tongasoa ianao
ALAHADY MARAINA @ 7 ora 30mn sy am 10 ora Maraina
LOVE CHAPEL MANGARANO 100 m MITSOFOKA Am Bar Max

14/03/2026

Fotoana manokana sy hafa kely ny rampitso, izay anasako anao manokana

06/03/2026

FIFALIANA INDRAY NO MANASA ANAO MANOKANA RAHAPITSO ALAHADY
LOVE CHAPEL TAMATAVE 100m Mitsofoka amin ny Bar Max ampitan ny fiangonana Damaskosy Mangarano

28/02/2026

RAHA NY MAHERY NOHO IZY...
JESOSY ILAY MAHERY

Ny Fiangonana LOVE CHAPEL TOAMASINA dia manasa anao rahampitso.
FIDIRANA 2 Maraina sy @10 ora00mn

MITSOFOKA AM BAR MAX Ampitan ni Fiangonana Damaskosy MANGARANO

02/02/2026

Teny iray sy vavaka iray

30/01/2026

NY Alahady izao eto amin nu LOVE CHAPEL Toamasina
MIFALY AMIN NY FANAMPIAN ANDRIAMANITRA

30/01/2026

Mpanampy sy fanampiana azo antoka sy mora azo indrindra Andriamanitra.

Ny fanampiana dia ilaina HANAMORA SY HA POSSIBLE IZAY ZAVATRA ATAO

Hebreo 4: 16 vavaka no fioantsona fanampiana.

HANAMPY ANAO JESOSY

22/01/2026

MANASA ANAO NY ALAHADY IZAO
MILA NY FANELANELANAN NY LANITRA NY FIAINANAO

04/01/2026

Hihemotra ny 12 Janoary hatramin ny 05 Febroary
Ny fifadiankakina saika hatomboka rahampitso

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Mangarano
Toamasina
501