Armel Patrick

Armel Patrick

Share

JE M’EN FOU

Photos from Armel Patrick's post 17/09/2026

Maninona ilay Volo moa ozy elaisany ?

Tsy Pub ity iray ity fa atolotra an’elaisany nandratra ahy tao anatin’izay fotoana Mbola namboly izay ah 😂😂😂
Vavan’elaisany maloto miotra 😂😂😂
Hair Treatment Agency - Glad Touch - Mada Misaotra betsaka. 😂😂😂

27/08/2026

Samy tompon’Andraikitra isika na izaho na Ianao. Ndao Samy Handray ny tandrify azy.

Ajanony dia ny Androany ny resaka Drogues raha azo atao…

17/08/2026

Maro maro vidéo mahakasika an’ilay toka Gasy farany ny erin’andro teo izay.
Rehefa mba nandalo tamin’ity toerana mpanao azy ity nisy fotoana dia mba nitoto fa Tsy anjaza ilay asa eh 😂😂😂
Tonga dia nihena avy atrany teto 😂😂

Vidéo mitoto fary anaovan toaka Gasy

12/08/2026

Tsy mitsiry mihintsy hono ilay Volo eh…
Volombava an’ialahy ihany maniry eh… wa wa wa…

Mandeha miadana io… 2 mois isika izao… Amin’ny fiainana Mila manana faharetana 😉

Hair Treatment Agency - Glad Touch - Mada

03/08/2026

Dezy Kely - La Page Mirary soa foana lesy ralah ah 😂😂😂…

22/07/2026

Izaho dia zana-bahoaka, Olon'ny fiaramonina ary tsy miova amin'ny fotokevitra ijoroako na inona inona antony. Manana namana sy fianakaviana raha teo koa ny tena.
Ny sehatr'asa sahaniko ankehitriny , amin'ny maha mpanolotsainan'ny Filohan'ny Fanavaozana ahy, dia ho entiko indrindra hampitana ireo hetahetanareo. Isany amin'izany ity halatr'olona sy Miampy vono olona ity. Tsy vao izao akory fa atramin’ny voalohany vao nisy ny voina. Eto kosa anefa aho dia miangavy sy mangataka ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny hanao ny asany fa mijaly ny vahoaka. Hampita ireo angom-baovao ilain'ny vahoaka ary hanome torolalana ny isam-batan'olona, Ary ny ngeza indrindra anome vokatra
Faran’izay aingana mba iainan’ny vahoaka ampilaminana.

15/07/2026

Milay foana lesy ny fiainana miaraka Jesoa eh 😂😂…
Feno ny fepetra 😂😂

Dezy Kely - La Page sy ah 😂

15/07/2026

Vidéo tao amin’ny tik tok ity no bataiko 😂😂😂

Courage nareo namako fa record du monde aza Efa dépasser 😂😂😂

📸: Tsoa 🇲🇬

14/07/2026

Teneno ilay Fitiavana bokobokona iny hoe izany 5 Alina an Armel izany hono hoe Alefao fa nandalo tao Amin’elaisany izy fa ela hono niteny hoe Tsy ao 😂😂😂

Mobile uploads 26/06/2026

🙂‍↕️🙂‍↕️🙂‍↕️

Category

Address


Tananarive
Toamasina
501