Page-JCS
Chrisostome le mananarien
(511)
06/09/2025
Voici la suite des codes pour téléphone Android.
30/08/2025
Seul qui n'est pas mal des yeux seulement peut identifier le cacher dans le photo.
01/05/2025
🤰 Re sy heno matetika tato ho ato eo anivon'ny tambanjotra an-tseratsera ny hoe "déni de grossesse". Ndao ary ho fantarina androany hoe inona tokoa moa izany.
🤰 Ny atao hoe " déni de grossesse" dia ny tsy fahafantarana ny vehivavy iray fa mitondra vohoka izy na dia efa mihoatra ny telo volana aza ny kibony. Tsy misy symptôme de grossesse mihitsy ihany koa izy mandritran'izay fotoana izay ary tsy misy kibo mibontsina mihitsy.
🤰Misy karazany 2 ny "déni de grossesse", misy partiel ary complet.
Ny mpitranga matetika dia ny " déni de grossesse partiel". Izany hoe fantany fa bevohoka izy aorian'ny fizaham-pahasalamana natao taminy ary miseho ao anatin'ny ora vitsy monja ao aorian'izay ny kibony.
Ny "déni de grossesse complet" kosa dia tsy fantany raha tsy efa amin'ny fotoana mihetsi-jaza izy ary efa ho teraka mihitsy. Matetika izy io dia afangaron'ilay vehivavy amin'ny areti-kibo.
🤰Inona ary no anton'ny "déni de grossesse" ?
Voasokajy ao anatin'ny "trouble psychiatrique" ny "déni de grossesse". Ny fahatahorana ho reny na hitondra vohoka no tena antony voalohany mahatonga azy io. Eo ihany koa ireo olona voan'ny herisetra ara-nofo, ny olona misedra olana eo anivon'ny ankohonana, ny fiheverana fa momba.
🤰Efa naheno momba azy io ve ianareo ?
21/04/2025
🚨 Le Pape François est décédé à l’âge de 88 ans. Élu en 2013, il aura marqué l’histoire de l’Église catholique par son ouverture, sa simplicité et son engagement en faveur des plus démunis. (via AFP)
Condoléances et pensées à sa famille ainsi qu’à ses proches. Qu’il repose en paix. 🕊️
15/04/2025
Hey. Lisez bien 👇👇👇
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Website
Address
RN5
Toamasina