Pousse Pousse SARLU
Nous sommes une société de production audiovisuelle basée à Tamatave. Au quotidien, nous produis
Fière d’avoir réaliser ce film en collaboration avec l'OIF (Fonds Image de la Francophonie) et l'équipe Meca Mama. Un projet porté ensemble du début à la fin.
La suite du film est à découvrir dès maintenant sur YouTube :
https://ow.ly/RWiG50YJRbv
13/04/2026
📣 Fampandrenesana ho an’i Tamatave !
Ho any Tamatave ny ekipan’ny Pousse Pousse amin’ny herinandro ho avy, hanao fanadiovana textile.
Izahay dia manadio :
🛋️ Canapé
🛏️ Matelas
🚗 Seza fiara
🧶 Tapis sy karazana lamba hafa
Fepetra :
Alefaso amin’ny alalan’ny sary azafady :
- Ny textile hodiovina
- Ny refiny (dimension)
- Sary akaiky (focus) amin’ny faritra tena maloto na misy tasy
➡️ Hanao devis mifanaraka amin’izany izahay, ary rehefa ekenao izany dia manomboka ny asa.
⚠️ Voafetra ny toerana — tsara raha mamandrika mialoha !
- Famandrihana amin’ny alalan’ny hafatra manokana (MP)
Contact : 034 06 900 36
05/04/2026
Canapés • Matelas • Sièges auto • Tapis
✨ Élimination des taches
✨ Désinfection & anti-acariens
✨ Rafraîchissement en profondeur
TARIFS : À PARTIR DE 15 000 Ar
📍 Intervention rapide
📞 Contact : +261 34 06 900 36
ou Message privé pour devis
Asa vaovao : 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗲𝘅𝘁𝗶𝗹𝗲
Manolotra tolotra fanadiovana textile matihanina izahay ato amin'ny Pousse Pousse : 𝗰𝗮𝗻𝗮𝗽𝗲́, 𝗺𝗮𝘁𝗲𝗹𝗮𝘀, 𝘁𝗮𝗽𝗶𝘀, 𝘀𝗶𝗲̀𝗴𝗲 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮 𝘀𝘆 𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝗺𝗯𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮.
Esorinay ny loto, tasy ary fofona ratsy, ka averinay ho madio tsara indray ny entanao.
📍 Eto Antananarivo (Tana) : afaka manantona mivantana eny an-toerana misy anao izahay.
📍 Any amin’ny faritra hafa : azo atao ihany koa, araka ny fepetra sy fandaminana mialoha.
𝑷𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 𝑷𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆, 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒅𝒊𝒐 𝒕𝒐𝒚 𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐.
Contact : +𝟮𝟲𝟭 𝟯𝟰 𝟬𝟲 𝟵𝟬𝟬 𝟯𝟲
Shampouineuse : Seha-pihariana mifantoka amin'ny fanadiovana tapis, seza mifono lamba, seza ana fiara
Envoyez de l’argent à Madagascar avec SENDWAVE et gagnez 20€ (jusqu'à fin mars) sur votre premier transfert avec le code YVAN
Firaisankina ho an'i Tamatave
Tolotanana ho an'ireo fianakaviana traboina
Envoyez de l’argent à Madagascar avec SENDWAVE et gagnez 20€ sur votre premier transfert avec le code YVAN
� Nouveau dans le streaming ou cherchant à passer au niveau supérieur ? Découvrez StreamYard et obtenez $10 de réduction ! �
𝗡𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼
Koraño Jacques
Envoyez de l’argent à Madagascar avec SENDWAVE et gagnez 20€ sur votre premier transfert avec le code YVAN.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |