Kymco Many Ride-TAMATAVE

Kymco Many Ride-TAMATAVE

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kymco Many Ride-TAMATAVE, Travel and transport, Beryl Rose, Tanambao V, Toamasina.

Photos from Kymco Many Ride-TAMATAVE's post 13/12/2024

Mirary zoma hariva milay ho atsika jiaby 🛵🔥

Photos from Kymco Many Ride-TAMATAVE's post 11/12/2024

RIDE SOLO maivana aloha amin'izao faran'ny taona izao 🛵

Nivoaka Tamatave 5h30
Niditra Ambohimangakeky 14h30

Ny làlana Tamatave makeo Antsampanana no be ratsy be fa avy eo azo ihainana ihany jusqu'à Tana

⛽️ Lasantsy lany manodidina ny 40.000ar

Vitesse max 90km/h

❌ Mila mitandrina eny an-dalana fa misy menaka mainty ireny tena malama be (Nianjera mihitsy moa ny tenanay)

Machine milamina be 0 panne ✔️

Photos from Kymco Many Ride-TAMATAVE's post 18/11/2024

VIDIANA LAFO NY DESIGN 🛵

Phase1, phase2 ... / Many 2012, 2016, 2018 ...

✔️ Matetika dia mitovy foana ihany ny moteur, fa ny endrika ivelan'ny moto no tena misy fiovana.

✔️ Ny DESIGN no teboka iray amantarana hoe sortie oviana ity modèle ity.

Ireo hitatsika amin'ny sary ireo izao samy tableau ho ana Many daholo. Ny iray Tableau kely (2012 midina), ny iray Tableau Be (2016 Miakatra)

✅ Tsy misy hoe ratsy sy tsara fa resaka DESIGN ilay izy ary samy manana ny goût-ny

NB: Ny produit récent dia lafo koakoa foana
Ny Tableau be dia lafo noho ny tableau kely

15/11/2024

Course en ville, entina miasa, entina mibàlabàla, na ilavalava hitety an'i Madagasikara dia mahavita azy ny Kymco Many 🛵

Ny secret ? Karakarao sy kolokoloy tsara ny machine izay hanananao ✔️

Miverina ny fizarana eto amin'ny pejy ary tsy ho ela ny arrivage manaraka 🔥

Alefaso ao anaty commentaire ilay Many anao

Photos from Kymco Many Ride-TAMATAVE's post 26/10/2024

Salama daholo 🫡

Manomboka maro ianareo no manontany hoe roviana ny arrivage manaraka 🙏
Mandamina kely izahay satria iaraha mahalala ny insécurité eto Tamatave dia hiova ny toerana hivarotana.

Ho avy ny Kymco Many manaraka ary mbola ho tsara koakoa ny kalitao atolotra 🛵

Araho tsy tapaka ny pejy ✅

13/10/2024

Mirary Alahady mahafinaritra ho atsika jiabyyy 🌥️

12/10/2024

25 secondes mahita 120km/h ❗

Standard foana ny resaka eto ! Tsy mila boite kit ✔️

✅ Ny Kymco Many 110cc rehetra dia afaka tonga amin'io vitesse io rehefa voafehy tsara ny "réglage" (Grammage galet, courroie, ressort de pousséé sns).

Credit Video: Mihaja Customs 🙏

Photos from Kymco Many Ride-TAMATAVE's post 11/10/2024

Tsy mila mandeha alavitra intsony fa efa tonga eto Tamataveee 🙏

❗️KYMCO MANY 110cc ❗️

- Bonne occasion mbola tsy niasa teto
- Facture BL / Misoratra aminao (1ere main)
- Moteur tsisy resaka be fa tena hoe IMPECCABLE 👌🏾
- INJECTION mitsitsy be nefa mantanjaka
- Seza carreau amin'ilay be mpitady
- Pneu maranitra tsara
- Clé d'origine
- 0 Bruit / 0 check / 0 devoir

🎁 CADEAUX: Mise au point + batterie vaovao + Vidange mahavita 1000km

📍TANAMBAO 5, Sacré coeur📍
☎️0347781163

08/10/2024

Présence harivariva 👋

(Alefaso ao anaty commentaire anie ny sarin'ilay Many anao 🛵)

05/10/2024

Noanaaa bee 🍚🍗

Nareo koa ve tia misakafo ato amin'ity toerana ity ?

Telephone

Website

Address

Beryl Rose, Tanambao V
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kymco Many Ride-TAMATAVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.