NGM Label
๐ก๐๐ช ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ง๐๐ข๐ก๐ฆ ๐ข๐ ๐ ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ฅ๐ถ
Artistes / Musique / Maison de disques
โ๐ 034 95 106 81/ 032 42 382 87
๐บYouTube : youtube.com/@NGMLabel-zg7we
22/03/2026
๐ TANTARANโI BIGGY GASY ๐โ๐ฟ
๐ Tsy mahagaga raha eny aminโโny fiaraha-monina misy olona navela irery na lazaina fa tsy misy ilaina azy no lasa mafy loha. ๐ฅ๐
๐ Eto aminโny nosy malalantsika no nitranganโny tantara. Nisy tovolahy atao hoe Bota; Eny, izany no anaram-bositra nomenโolona azy hatramin'ny fahazazany ka hatramin'ny fahatanorany, fa ny tena anarany dia i Sambany, saingy indrisy fa tsy nisy olona niantso azy taminโny tena anarany io... satria tsy mendrika azy hono ilay anarana hoy ny olona. ๐ฅฐ
๐ฅ๐ ZAZA MADITRA FENO FAHENDRENA ARY BE FITIAVANA AHO โค๏ธโจ
๐โจ Zaza maditra feno fahendrena, tia Tanindrazany, Tanin-janany, Fireneny ary tena be fitiavana izy. Saingy indrisy fa tsy mihaino vavan'ny fiaraha-monina " adala " izay tia mitsara olona amin'ny endriny ivelany. ๐๐
๐ฅฐ Manana dika telo samihafa momba ny tenako aho hoy i BIGGY GASY: Ny fahatsapako ny tenako ato am-poko sy ny fanahiko, Ny fomba fijerin'ny olona ahy tao an-trano, Ary teo amin'ny fiaraha-monina nitaiza ahy satria notsaraina aho tamin'ny endriko. ๐ผ
๐ ๐ฅNy fihetseham-poko sy ny eritreritro lalina indrindra, izay tsisy mahita na mahatsapa, afa-tsy izao ihany dia :
1) Zanak'olona sahirana aho, anefa mpanan-karena saina sy fanahy, ary manana fo feno fitiavana. ๐๐ต
2) Zaza tsara aho, tia mianatra, tia manofinofy, tia misaina be, ary tia manatratra tanjona. ๐๐ฅฐ
3) Zaza tia mihomehy sy tia mihanihany aho, tia mihaino mozika, tia mihirahira, tia mandindihy, Satria io no fialamboly tsara indrindra sy mahafinaritra indrindra ho ahy hatramin'izay. ๐๐
4) Zaza tia mianatra amin'ny fahadisoako aho, Satria tsy nianatra tany amin'ny lisea na oniversite fa nianatra tamin'ny famakiana boky, Facebook, Youtube, Google, tambajotra sosialy sns... Ny fiaraha-monina eto amintsika ihany koa dia nanome lesona tsara indrindra ho ahy, ary mbola maka lesona tsara amin'ny ity fiainana sekoly tsy misy rindrina tafolanitra ity aho. ๐๐
5) Amin'ny maha-zaza ahy dia matetika aho no mahatsapa fahadisoam-panantenana eo amin'ny fiainana, saingy tsy kivy aho fa miaina araka ny fanantenako. Isa-maraina aho mifoha mijery ny fiposahan'ny masoandro, tsapako fa mbola misy adidy lehibe miandry ahy eto. Aminโny tanindrazako, tanin-janako, ary amin'ny Nosy malalantsika ity. โ๐ฒ๐ฌ
๐๐ Ny fomba fijerin'ny olona ahy tao an-trano dia:
1) Zaza adala no tsy voafehy hono, satria mandratra fo isaky ny tenenina aho. ๐
๐
2) Zaza maditra, tsy misy tanjona hono, satria tsy tamana ao an-trano, fa miaraka amin'ny namako fona aho. Ary matetika ariva fona aho miditra ao an-trano, ary lasa misy disadisa fona eo amiko sy ny raiko niteraka ahy. โบ๏ธ๐ผ
3 Jiolahim-boto hono aho, satria tia mozika rap, lava volo, tsy tia mandeha miangona ary tsy mino anโi Jehovah Andriamanitra ny Israhely, fa mino Mpahary izao tontolo izao ary tia mivavaka mangina ato am-poko sy ato an-tsaiko aho. ๐ฅฐโค๏ธ
4 Tsy mivoatra hono aho, satria tsy tiko ny mijery vaovao politika manadala ny tanora ary manabado ny vahoaka eto amin'ny fireneko, tsy lina mijerena lalao baolina kitra mandeha amin'ny fahitalavitra ihany ko aho. ๐๐
5 Zaza mifoka miafina hono aho, adala, manonofy atondro, miteny zavatra tsy misy dikany. Sarotra hono ny mampianatra zavatra ahy na inona na inona, satria olona divergent aho fa tsy olona Convergent, tsy mahay tsianjery toy ny bloky aho fa mahay mamorona rafitra. ๐๐ช
โบ๏ธ๐ฉ Ny fomba fijerin'ny olona tao amin'ny fiaraha-monina nitaiza ahy dia:
1) Izaho hono dia olona tsy misy ilana azy, satria zanak'olona mahantra aho ary efa namoy reniko, Tsy manana diplรดma aho fa niala nianatra rehefa vita ny kilasy faha-6 ๐๐ช
2) Zaza maditra hono aho, Satria lava volo no sady mifoka sigara ary tsy mihaino vavanโny fiaraha-monina " adala " izay tia mitsara olona araka ny endriny ivelany. ๐๐
3) Zatovo lahy tsy mahasa viavy hono, Satria tsy mba isan'ireo tovolahy misolo sipa isan'andro aho. ๐โค๏ธ
4) Tovolahy tsy mivoatra hono, Satria tanora tsy manana finday lafo vidy sy akanjo lafo vidy, pataloha lamaody, kapa lamaody ireny aho. ๐๐
5) Tovolahy marani-tsaina hono aho, Tsy tia mindrana vola amin'ny olona na mangataka lava fa tia mampiasa vola amin'ny olona miasa mafy sy tia mitady vola to hay. Tsy tia mipetrapetraka sy matory antoandro hono aho, fa manao izay hatafita sy izay azo atao fona. โบ๏ธโ
๐ Miala tsiny aho ary mifona aminareo rehetra izay mihevitra ho zanakโAndriamanitra ka! Lasa tia mitsara olona, aminareo olona rehetra izay nianatra mafy nandritra ny fotoana ela ihany koa noho ny fahadisoan'ny tsipelina rehetra, fa triplรฉ 6รฉme niala nianatra aho manoratra ity๐๐
๐ฅLiona aho fa tsy alika kely na ยซ chien de salon ยป ๐ฆ
09/01/2026
What's UP๐
๐ https://youtu.be/2MrtqE2Y8wo
NEVER STOP, NEVER GIVE UP โค๏ธโ
24/12/2025
๐ Tsy olona ratsy araka ny eritreretinao akory ny tanora sasany avy ao amin'ny Ghetto; olombelona tahaka antsika rehetra ihany izy ireo. Maniry fiainana tsaratsara kokoa izy ireo, tahaka anao ihany. ๐ฅฐ
๐Saingy matetika hita eo amin'ny fiaraha-monintsika, tsarainantsika amin'ny endriny ivelany izy ireo nefa tsy miezaka ny mahanakatra azy na mahamantatra hoe iza marina izy; fa avy hatrany dia melohina fiaraha-monina tanteraka izy ary lazaintsika fa mpangalatraโฆ๐๐ฅน
GanG Mahazo Honodraha ๐โจ
๐https://youtu.be/4pW9B-01rng
โ Ho an'ny Ray aman-dreny: Fantaro ny Style d'apprentissage ny zanakao. Tena ilaina ny mahafantatra ny zanakao: ny fomba fianarany, ny filany, ny talentany, ny toetrany. ๐โค
14/11/2025
๐ฅ TSY NY FIARAHA-MONINA NO OLANAโฆ FA IANAO ๐ฅ
Eny, henjana ilay izyโฆ fa marina.
๐ Tsy hoe voatery hanaraka ny maro ianao
๐ Tsy hoe tsy afaka miavaka ianao
โ Fa ianao mihitsy no MISAFIDY ny hitovy.
Aleo lazaina mivantana:
๐ Tsy matahotra ny fiaraha-monina ianao
๐ Tsy matahotra ny jugement ianao
โ ๏ธ Fa matahotra ho IRERY ianao.
Dia noho io tahotra ioโฆ โก๏ธ Avelanao ny hafa hanapaka ny fiainanao
โก๏ธ Avelanao ho faty ilay talentanao
โก๏ธ Avelanao hangina ilay tena IANAO
๐ฃ Ary avy eo ianao mitaraina hoe: โtsy azoko ny fiainakoโ โtsy sambatra ahoโ โtsy misy mahazo ahyโ
๐ Fa iza no nanao anโizany?
โ๏ธTSY NY FIARAHA-MONINA
โ๏ธTSY NY NAMANA
โ๏ธTSY NY FIANAKAVIANA
๐ IANAO.
โ ๏ธ Ny marina tsy tianโny olona ho re:
๐ Ny ankamaroanโny olona dia tsy โvictimeโ ๐ Fa COMPLICE aminโny fiainany tsy tiany
Satria: ๐ Mora kokoa ny manaraka
๐ Mora kokoa ny mitovy
๐ Mora kokoa ny manao โmasqueโ
Fa sarotraโฆ ๐ฅ ny miteny hoe โTSIAโ ๐ฅ ny miavaka ๐ฅ ny mijoro irery
๐ค Dia mbola hanontany aho:
๐ Te ho tianโny olona ve ianao? SA ๐ Te ho tena IANAO na dia ho very olona aza?
Satria tsy afaka manana azy roa ianao.
๐ฅ Raha mbola mitady โvalidationโ ianao: ๐ Dia mbola andevo ianao.
๐ฅ Raha mbola matahotra ho voahilika ianao: ๐ Dia mbola tsy afaka ianao.
๐จ Reality check: Ny olona tsy mankasitraka anao rehefa tena ianaoโฆ ๐ TSY IZY IREO NO OLONAO.
๐ฅ Ka safidio:
1๏ธโฃ Miaina ho anโny hafa โ mahazo fankasitrahana fa very ny tenanao
2๏ธโฃ Miaina ho anโny tenanao โ very olona fa mahita ny tena IANAO
๐จ Raha mahasosotra anao ity lahatsoratra ityโฆ ๐ Mety marina loatra ho anao.
Soraty eto ambany na alefaso message ๐ฉ
๐ฅ AZA MATAHOTRA MIAVAKA Fa ny tena mampatahotra diaโฆ ๐ ny miaina fiainana tsy anao.
๐ฒ Partageo raha sahy mampihetsika saina ๐ฌ Commentaireo: โIanao ve tena miaina sa manaraka fotsiny?โ
24/08/2025
GanG Mahazo Honodraha ๐โจ
๐https://youtu.be/4pW9B-01rng
โจ๐ฅTERAKA TAO AMIN'NY GHETTO, NIEZAKA MAFY MBA HO VELONA ๐โ๐พ
๐ Avy amin'ny Ghetto izahay sady teraka sy lehibe tao amin'ny Ghetto. Zaza nateraka handresy, tsy mihemotra fa mandroso hatrany izahay. Isika sy ilay Mpahary izao tontolo izao ihany no eo aloha ry tanoran'i Ghetto namako. ๐
โ
Manana nofinofy lehibe isika ary miasa mafy ho amin'ny ampitso mba ho tsara kokoa. Velomo hatranโny fanantenana fa isika no famaritana ny Ghetto...Afaka ny ho tsara indrindra isika rehetra ary amin'ny fomba tiantsika hahatongavana. Manan-kery ny nofy rehetra, andao handroso ry tanora ny Ghetto namako fa volamena ny fahatanorana. โฅ๏ธโ๐พ
โ๐
๐พ Tsy olona ratsy araka ny eritreretinao akory ny tanora sasany avy ao amin'ny Ghetto; olombelona tahaka antsika rehetra ihany izy ireo. Maniry fiainana tsaratsara kokoa izy ireo, tahaka anao ihany. Saingy matetika hita eo amin'ny fiaraha-monintsika, tsarainantsika amin'ny endriny ivelany izy ireo nefa tsy miezaka ny mahanakatra azy na mahamantatra hoe iza marina izy; fa avy hatrany dia melohina fiaraha-monina tanteraka izy ary lazaintsika fa mpangalatraโฆ ๐
๐พโ
BIGGY GASY GanG Mahazo Honodraha ๐โจ
๐https://youtu.be/4pW9B-01rng
Old, New Tsy kola โค๏ธ๐ค
๐จ NEW CLIP / NEW GENERATION ๐จ
Edwitch Page - Where are you God ๐๐ฒ๐ฌ
๐บ YouTube Link: https://youtu.be/-HiZmWjmAN4?feature=shared ๐
Labe : NGM ( New Generations of Music )
Prod by : OseZ
Mix / Mastering : Nelsons Beat
Partage max la famille mba hoitan'ny namagna jiaby ๐โค
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toamasina
501