Premier Prix
L'Authenticité Malagasy dans chaque bouchée. Nouilles Premier, qualité, goût et accessibilité réunis!
18/06/2026
🎉 Aleo hifaly kely e! 🎉
Ny paty tianao ve no mampiseho ny toetranao? 😄🍜
Misy milaza fa ny safidy ataontsika isan’andro dia mitantara zavatra momba antsika. Koa andramo ary ilay quiz dia jereo hoe iza amin’ireo karazana paty Premier Prix no tena mifanaraka aminao! 👇
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao (A, B, C na D) ary aza adino ny manisy tag namana iray izay heverinao fa mitovy toetra aminao na mifanohitra tanteraka aminao! 😆
✨ Vonona ve ianao hahafantatra hoe karazana paty iza marina ianao?
🍜 Premier Prix – Tsotra, matsiro, ary vonona ao anatin'ny 3 minitra monja! 🇲🇬❤️
12/06/2026
🍜 Antony 4 avy amin’ny Premier Prix: Mampiavaka ny kalitao!
Te hihinana sakafo matsiro, mahavelona, nefa malaka ve? 3 minitra monja dia vita ny paty ANTONY 4! ⏱️ ✨
Nahoana no hifidy azy?
✅ Otrikaina voatahiry sy mora levonina
✅ Angovo maharitra ho an’ny tontolo andro
✅ Tsiro tena izy sady Vita Malagasy 🇲🇬
Andramo fa ho tianao! 😉
🌸 Salama daholo 🌸
🎉 Androany no fotoana hanambarana ny valin’ilay lalao Fête des Mères 🎉
🙏 Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara. Maro tokoa ianareo no nandefa ny fandraisana anjara, ka tena faly izahay nahita izany.
📌 Taorian’ny fanamarinana dia ireo nanaja ny fepetra rehetra ihany no tafiditra tamin’ny fisafidianana ny mpandresy, indrindra fa ny fampiasana vokatra Premier Prix tena izy.
🎯 Mikasika ny fanendrena ny mpandresy :
❤️ Ny loka voalohany dia nomena araka ny isan’ny réaction.
🎲 Ny loka faharoa sy fahatelo kosa dia nofidina tamin’ny tirage au sort.
🏆 Ireto ary ireo tsara vintana nahazo ny bon d’achat eny amin’ny Carrefour, Score ary Supermaki :
🥇 Loka voalohany : AN JA
🥈 Loka faharoa : Maman'i Erica
🥉 Loka fahatelo : Jejoch Jejoch
👏 Mankasitraka anareo rehetra tamin’ny fandraisana anjara sy ny fahatokisana anay. 💙
Mbola mitohy hatrany ny lalao 🎉✨
Aza misalasala manisy tag ny maman sy ny futur maman rehetra tianao hahazo ilay bon d’achat 🎁👩🍼 mba hahafahany mankafy sy mandray soa amin’ity fanomezana manokana ity.
Ho fanomezana fahafaham-po anareo rehetra sy ho valin’ny fangatahana maro ❤️ dia nanapa-kevitra izahay fa hatao tirage au sort 🏆🎲 ny mpandresy.
Aza adino ihany koa fa amin’ny alahady izao no farany fandraisana anjara ⏳📅
Koa aza adino ny mandray anjara, manisy tag, ary manaraka tsara ny fepetra rehetra ✅📌 mba hahafahanao miditra ao anatin’ny lisitra ho voafidy.
Mirary soa ho anareo rehetra 🍀✨
01/06/2026
🌸 Ho fanomezam-pahafaham-po ho an’ny Reny rehetra 🌸 dia faly izahay mizara hafaliana ho nareo rehetra 💖👩👧👦
🎉 Misy lalao manokana nokarakaraina ho fanamarihana izany. Miala tsiny indrindra fa nisy olana kely ka izao vao afaka mizara ity lalao ity ka afaka handraisan’ny Reny rehetra anjara 🤩✨
📝 Fomba fandraisana anjara :
🍜 Manaova recette iray na mizara fomba fandrahoana nouilles miaraka amin’ny Nouilles Premier
📸🎥 Alefaso amin’ny endrika sary na vidéo ao amin’ny commentaire 💬
👥 Tageo ny namanao ao amin’ilay sary na vidéo ary asao izy ireo hanao j’aime 👍❤️
🏆 Ny sary na vidéo 3 mahazo j’aime betsaka indrindra no handresy!
🎁 Ireto avy ny loka: (bons d’achat Carrefour, Score ary Supermaki) 🛒✨
🥇 1er lot : 50 000 Ar 💰
🥈 2e lot : 35 000 Ar 💰
🥉 3e lot : 20 000 Ar 💰
⏰ Fe-potoana fandraisana anjara :
📅 Hatramin’ny Alahady amin’ny 12 ora atoandro.
📢 Ny valin’ny lalao kosa havoaka ny Alatsinainy hariva 🕖🎊
💖 Mirary soa ho an’ny Reny rehetra ary manantena ny fandraisanareo anjara izahay! 🍀✨
29/05/2026
Kely sisa dia tonga e! 🚶♀️✨🍜
Rehefa reraky ny andro ka mila zavatra mafana, haingana ary matsiro 😋🔥, dia iray ihany ny vokatra ilainao: Premier Prix 🛒💛
Makà ilay paty tianao 🍜
Ary ao anatin’ny fotoana fohy dia vonona ny hanala hanoanana 😍⏱️
Ary ianao, efa nahita ny anao ve androany ? 👀✨
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💛
20/05/2026
Ndao indray hiaraka aminay hankalaza ny Pentekôsta ao amin’ny Carrefour Ankorondrano 🎉✨
Hisy animation ho entina hanamafisana ny fifaliana sy hampifalifaly ny rehetra 🤩
Aza adino ny mandalo sy miara-mifaly miaraka aminay amin’ity fotoana manokana ity 🙌
📅 Hatao ny Sabotsy 23 sy Alahady 24 May ho avy izao.
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💛
Sakafo mafana ao anatin'ny 3 minitra monja! 🕒
Premier Prix: ilay tsiro Malagasy tianao indrindra, na aiza na aiza misy anao.
Tsiro Malagasy, Vita Malagasy! ❤️
10/05/2026
✨ Premier Prix : Manova ny alahelo ho tsiky! 😊
Raha sendra rora ny andro na dinitra ny saina, dia lovia iray mafana amin'ny Paty Premier Prix no vahaolana! 🍜✨
3 minitra monja: Tonga dia vita sy manala havizanana. ⏱️
Tena matsiro: Mamerina ny tsiky sy ny hafaliana. ❤️
🇲🇬 Vita Malagasy - Natao hampifaly anao hatrany!
08/05/2026
🍜 Paty Premier Prix: Ilay tena namana!
Na be atao aza any am-pianarana, dia 3 minitra monja dia vita! ⏱️ Matsiro, mahavoky, ary tena namana amin'ny fotoana rehetra. 😋✨
🇲🇬 Vita Malagasy - Ho an'ny rehetra!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |