MY VIP Karaoke
Antananarivo 101
15/06/2022
Efa tena akaiky ity a!! ao @ kianjany Kanto
29/05/2022
FANKALAZANA NY FAHA 35 TAONA ny tarika
'' GREEN ''
'MARCOM PROD '' Dia manolotra ho anao "Blooky Festi Rock" hiarahanantsika amin'ny Tarika GREEN ao amin'ny Kianjany Kanto ny Asabotsy 18 Jona 2022 manomboka amin'ny 03 ora hariva!
-Hisy ny invité Surprise fa tongava Maro
-Seho hafa mihitsy no hiarahanao amin'ny tarika amin'io fotoana io!!
-PAF : 7.000ar monja natao mirary dia mirary !!
-Filankevitra : 0327493006
05/04/2022
Tsara ity seho teo amin'ny Trano bongo ity!
13/03/2019
https://youtu.be/G6hVu9fN7aw
PARTAGE MAXIMUM LES AMIES
ANKAFIZO ARY E..
MISAOTRA INDRINDRA
"AMY" Mandrakizay Avec MAKI PROD
19/04/2018
Manasa antsika
AZA ADINO RAHAPITSO ZOMA @ 9 ora alina
MY VIP KARAOKE
03/04/2018
HO AVY TSY HO ELA ATY TOAMASINA ''IFANIHY''
28/03/2018
Rovina indray
16/03/2018
MISOKATRA AMIZAO LERA IZAO
20/02/2018
HAPPY BIRTHDAY JHOMANAH
Chez MY VIP KARAOKE
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Côté Gare Manguier
Toamasina