Cheese shop
Produits frais du pays
28/03/2024
Aza misalasala raha hitady Fromage. Mortadelle. Saucisse fumé. Vovodronono ary ny épices isankarazany misy ato am morafeno. Akaiky ny scolopendre
Misokatra izahay ny alahady maraina sy alatsinainy maraina izao.
19/03/2024
Promotion ny Fromage amin'izao.
Type saint paulin
Type gruyère
Type gouda
Azo hoanina avy hatrany, hanaovana sakafo isan'karazany, sns
04/03/2024
Ireo vokatra misy ao amin'ny
épice
22/02/2024
Yaourt à boire yaja tena tsara be. Bien concentré 1600ar parfums banane , fraise ,coco, vanille.🥰🥰🥰
20/02/2024
Disponible chez morafeno
13/02/2024
01/02/2024
Salama daholo e!!!
Aza misahirana intsony mandeha mitady lavitra be.
Efa misy ny saucisse fumé
Tena matsiro be.☺️😁😁
26000ar kg
morafeno près scolopendre
31/01/2024
Tsara alarobia daholo e!!!
Vaovao be ato am
Saucisse fumé 26000ar
Boulette de viande 25000ar
*sans porc daholo reo a
30/01/2024
Fromage ako. Type gouda.
Bien affiné azo hoanina
5000ar pièce 120g
29/01/2024
Fromage fondu 7000ar
Fromage AKO 4000ar
Beurre 4000ar
25/01/2024
Poudre de lait entier 100% lait de vache 🥰🥰🥰 produit vita malagasy
Disponible
18/01/2024
Soava alakamisy o🥰🥰🥰
Efa tonga ny yaourt à boire tiko a.
Misy ihany koa ny beurre gasy doux 4000ar
Mbola misy foana ny sy charcuterie
morafeno akaiky scolopendre
Ouverture du lundi au samedi de 8h à 12h
De 14h à 19h
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Morafeno
Toamasina
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 20:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 20:00 |
| Friday | 08:00 - 20:00 |
| Saturday | 08:00 - 20:00 |
| Sunday | 08:00 - 12:00 |