Fei-TOAMASINA

Fei-TOAMASINA

Share

"Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Fotoam-bavaka isaky ny alahady amin'ny 09h30

Asan'ny Apostoly 16:31

Tongasoa eto amin'ny pejy facebook an' ny Fiangonana Foyer Evangélique International, 501 Toamasina, Madagasikara.

01/12/2025

" Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny. " — Salamo 119 : 98

" Tes commandements me rendent plus sage que mes ennemis, car je les ai toujours avec moi. " — Psaume 119 : 98

26/11/2025

Efa narovako ny tongotro tsy ho amin'izay lalàn-dratsy, Mba hitandremako ny teninao.
— Salamo 119 : 101

14/08/2025

" Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy. " — I Korintiana 2 : 9

16/12/2024

📌 SAVE THE DATES
🗺 4 chemins Morarano - Immeuble gris 2eme étage

19/05/2024

"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin’ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ny Fanahy Masina azy." Asan'ny Apostoly 2:4

06/05/2024

📣 Allo allo antsika aketo Tamatave e 🌴 !
Ity 'ndraika ny maresaka atolotra ho antsika : conférence miaraka amin'i Zoky Seheno sy fotoana hiarahana mifaly, mifampizara miaraka amin'ny tanora maro avy amin'ny toerana samihafa.
🗓 Ny SABOTSY hoavy izao 11 Mey 2024 ao amin'ny MASOVA 501.
⏰ Maraina amin'ny 09 ora sy sasany ary ny hariva amin'ny 02 ora sy sasany.

TONGAVA MARO fa tsy misy vidim-pidirana !!

Young Worship Renewal

22/04/2024

FIADANANA E ! Ity misy vaovao mahafaly :
ALIM-BAVAKA miaraka amin'ny Young Worship Renewal . Atao ny zoma 26 Aprily ho avy izao. Manomboka amin'ny 08 ora sy sasany alina. Toerana : 4 chemins Morarano, immeuble gris (2ème étage)
FOTOANA NATAO HO AN'NY REHETRA TSY ANKANAVAKA. Entano ary ny namanao rehetra ho avy.

Young Worship Renewal ✝ DIEU recherche de vrais Adorateurs 🕊
🔥 Apocalypse 3 : 15 🔥

28/12/2023

📣 HEY, RÉVEILLON 2023 ET BONNE ANNÉE 2024 🎊 !!
'Ndao hamarana ny taona 2023 sy hitsena ny taona vaovao AO AMIN'NY FANATREHANY. 'Ndao hiaraka hiaona AMINY 🕊 any amin'ny LALINA 🌊.
"Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ny riananao;
Ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy."
Salamo 42:7

(PS : Samia mitondra tsakitsaky 😉)

Website

Address

4 Chemins Morarano
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fei-TOAMASINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.