Anglospark Learning Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anglospark Learning Center, Toamasina.
👨🏫 Founder & Director of Anglospark Learning Center
🇬🇧 English Teacher • 🧠 Coach • 📝 Program Designer
✨ Teaching real English for real life.
🎯 Helping students grow, speak confidently, and build a brighter future.
📱 WhatsApp: +261 32 91 93 793
15/03/2026
📍 Learning English beyond the classroom 😍🇱🇷💥
👉 Raha ohatra ka tia Anglais ianao, mety ho anao ity. Ary tsy kisendrasendra angamba no nahitanao ity publication ity… 😉
Omaly, nanao town tour tao Toamasina ny mpianatra ao amin’ny Anglospark Learning Center . Tsy nanao practice English fotsiny izy ireo, fa nahalala bebe kokoa ny tantara sy ny maha-izy ny tanànantsika eto Toamasina 🌍🇱🇷
Ao aminay, tsy mianatra grammar na lisitry ny vocabulary fotsiny ny mpianatra. Mianatra izy ireo hifandray amin’ny olona, hitarika(Guide touristique), hahay hifampiresaka 💬
Lainga mpianatra ao tsy mahay manao Guide na mpandika teny izany izany 😅🇱🇷
🙏 Misaotra an’ireo ray aman-dreny amin’ny fahatokisana, ary misaotra an’ireo tanora tia mianatra izay misafidy AngloSpark hanamafisana ny English sy hanangana ny hoaviny. 🚀
12/03/2026
🤔 Ahoana raha milaza aminao aho fa ny lesona English androany dia tao amin’ny supermarché?
😄 Eny tokoa!🇱🇷
Androany, nandeha nanao practice English tao amin’ny supermarché ny mpianatra ao amin’ny AngloSpark Learning Center.
Nividy entana izy ireo, niresaka tamin’ny English, ary nampiasa ny teny nianarany tamin’ny tena fiainana. 🛒
Satria eto aminay, tsy mianatra ao anaty classroom fotsiny ny mpianatra, fa mampiasa English eny amin’ny fiainana andavanandro. 🌍😎
🎯 Ny tanjona:
Hahay hiteny English amin’ny tena fiainana, tsy amin’ny boky ihany
💬 Fanontaniana kely:
Raha ianao no nanao practice English tao amin’ny supermarché, inona no zavatra voalohany hovidinao? 😄🇱🇷
23/02/2026
🎲 Powerful Language Learning! 🔥
Tsy natao hianarana ny Langue,
fa natao hiainana sy ampesaina 🤔🇺🇲
Ireo mpianatra eto AngloSpark tsy mipetraka mangina fotsiny…
They move, they laugh, they compete, they SPEAK! 😄
Satria rehefa atao lalao ny fianarana:
💥 Mihena ny tahotra
💥 Mitombo ny fahatokisan-tena
Game isn’t just for fun…
It trains the brain to think fast in English! 🧠⚡
👉 Guess what game we were playing?
👉 Iza no sahy hanatevin-daharana anay amin’ny session manaraka? 😎
Comment below 👇🔥
English is better when you enjoy it! 🚀
20/02/2026
🎤 Mahay English ve ianao… sa mbola matahotra miteny?
Indraindray mahay theorie isika,
fa rehefa hiteny ampahibemaso dia mitebiteby, mangovitra 😅
Ao amin’ny AngloSpark Learning Center 🌟
ny mpianatra Level A efa manao kabary sy miresaka eo imason’olona.
Tsy mampianatra English fotsiny izahay —
manangana fahatokisan-tena
Raha matahotra miteny ianao, aza misalasala manantona anay sy ireo mampianatra 💪🔥
Zafindratsara Manary Rolien
Sylvio Hayan
Anglospark Learning Center
18/02/2026
🌟 We’re Back ! 🇱🇷🌪️💥
Na dia namely mafy aza ny cyclone… tsy nijanona izahay!
Classes have started again at our center 💪📚
Our students are more than just students: efa manabe saina, tsy kivy, and eager to reach their goals, na inona na inona mitranga
Tsy mampianatra English fotsiny izahay, we raise someone! 🔥
Anglospark Learning Center
English 🇬🇧
🎤✨ Singing time at our center!
Learning English through music, fun, and confidence.
Voices up, smiles on, talents growing! 🎶💙
Malagasy 🇲🇬
🎤✨ Fotoana fihirana eto amin’ny foibenay!
Mianatra teny anglisy amin’ny alalan’ny hira, fahafinaretana ary fahatokisan-tena.
Asandrato ny feo, asehoy ny tsiky, ampivelaro ny talenta! 🎶💙
This is how I spend my time with my students. Always English 🎉
“Next time, raise your hand.” ✋🎤
09/02/2026
Some people drink coffee to wake up ☕
Our students learn English to wake up their future 😎🔥
👏 Congratulations to our students for their first public speaking experience in English!
From shy to confident, from silent to speaking — they broke the shyness and stood strong together 💪🇱🇷
Smiles today, confidence tomorrow
This is the AngloSpark vibe 🇬🇧🎤
Anglospark Learning Center
Hey! Marina ma zahay ao efa karaha verbe to be zan ? 🙄
08/02/2026
🥳 Speech Exam – English 🇺🇲🇬🇧
Vita soa aman-tsara ny Speech Exam 🎤🇬🇧
Faly izahay nahita ny fahatokisan-tena sy ny fandrosoan’ny mpianatra — ankizy sy tanora — niteny anglisy teo imason’ny ray aman-dreny 👏
🙏 Misaotra indrindra ireo ray aman-dreny, ireo vahiny manan-kaja, ary ireo mpianatra rehetra noho ny fitokisana 💙
➡️ Level A → B
➡️ Level A1→ A2
Tsy sortie de promotion ity fa mbola vao entrée 🤭😅, ampahany amin’ny fianarana ato @ Anglospark Learning Center ny fanamafisana ny public speaking manomboka ny niveau A, satria ny miteny ampahibemaso dia mihoatra noho ny fahaizana teny English fotsiny 😎💥
📢 FISOKAFANA VAOVAO
🗓️ 9 Febroary
⏰ 9 ora sy sasany maraina (9h30)
⚠️ Mbola misy place 3 sisa tavela — ho an’ireo te-hiditra RAHAMPITSO tonga de afaka tonga de any manao inscription na miditra MP zao manao reservation,
👉 Tongava haingana, voafetra ny toerana
🚀 Mitohy ny dia, ary vonona izahay hanohy hanampy sy hanomana ny ho avy mamiratra ho anareo rehetra.
Aza adino ny mi-abonner ny page and like it, 🥰
📸 Moments captured during the event
02/02/2026
🚨 Aza tara! Ne rate pas cette opportunité ! 😮🤩
Raha te hianatra English de façon simple, fun et efficace ianao 👉 ABONNE-TOI à cette page ✅
Ato izahay no mizara :
📘 mini-leçons
🎮 jeux en anglais
🗣️ sessions de pratique pour tout le monde avec notre expert teacher (ho avy tsy ho ela !) 😮🇺🇲
🔥 NOUVELLE ENTRÉE – 09 Février
⏰ 9h30 – 11h30 (deuxième heure seulement)
📍 AngloSpark Bazary Kely
⚠️ Places limitées — efa 02 sisa tavela !
👉 Abonne-toi maintenant pour ne rien rater 😉
Ton aventure en anglais commence ici ! 🇬🇧
01/02/2026
🚨 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA 🚨
AngloSpark Learning Center
Te hahay English ve ianao, fa mbola manao hoe “amin’ny herinandro” foana? 🤭🇺🇲
Izao no fotoana, fa tsy miandry ny fandrosoana!
📅 Fidirana vaovao : 09 Febroary 2026
⏰ Ora malalaka : 9h30 – 11h30 (deuxième heure ihany)
⏳ Voafetra ny toerana, efa places vitsy2 sisa tavela ao
⚠️ Aza tara fa mety ho feno de lasa hiemotra eo indray le tanjonao iny, 🥰🇱🇷
👉 Nahoana no AngloSpark?
✨ Tsy boky fotsiny fa fiteny ampiasaina
✨ Mianatra amin’ny fomba mahafinaritra, izay efa nianatra tao aminay ihany no efa naharaka 🤭,
👉 tsy mianatra English fotsiny ianao fa manomana ny hoavy
🔥 Raha vonona amin’ity taona ity,
aza miandry rahampitso.
📩 Mp dieny izao
na soraty “VONONA” eto ambany 👇
Anglospark Learning Center — hiteny English amzay fa tsy haniry fotsiny 😄✨🇱🇷
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the school
Telephone
Address
501