Kã Rïm
Zandry Kely Tamatave❤
29/08/2025
Tena marina Fitenena Hoe:
😭
Tadidio fa anw kw tsisy:Na namanao na havanao tsy miasaloha aminw😭
Fa aza kivy fa mila miezaka mitraka💪🏻
Andro Raika zareo mbola hitady anw
14/07/2025
Tsy mamal mp ve ny Bae nao❤?
Tong d ataovy story 📱sary ny ex-nao 🖼d asivo légende oe:TU ME MANQUE 😭f ts maits mamal iz avy eo😂
07/07/2025
Ny Tena namana dia:
_Namana:mitia anao mangina
_Namana:azonao hianteherana
_Namana:izay Tsy mandao anao izany(Na inoninona zavatra miseho eo 🥰
fa Miezaka manampy sy miporofo fitiavany anao foana izy na ankafaliana na )
_Namana:tsy mba mitantara ny tsy ambaratelo nao any @ olo afa
_Namana:Izy ilay mavita manambara Hevitra tsara ho any fiainanao
_Namana:Mavitra Mananatra izay ts mety atao!!
Fa ny Fitiavana namana dia anisany zay tena fitiavana tena tsara kokoa❤🫶🏻👩🏻❤️👨🏻👨🏻❤️👨🏻
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina