Seta

Seta

Share

" STOP AUX COMPLEXES ! OSEZ LA BEAUTÉ PUISSANTE DE VOS RACINES "

SETA vous offre l’efficacité des cosmétiques Africains 🌍

Photos from Seta's post 25/10/2025

‼️‼️Fijoroana vavolombelona ‼️‼️

Salama doholo oh 🙏🏻🥰❤️
Androany aho dia hijoro vavolombelona momba ilay tarehy feno mony et ✨

— Za dia anisany olona tena be mony no manana tarehy mitera_ menaka 😢

__ Tena nandramana daholo izao rehetra izao fa eyeee , tena tsy nahatoky tena sy menatra foana satria mba mpivarotra produit cosmétique ihany ny tena 😌

__ Nanomboka nampiasa savon noir , gommage , beurre de karité tena Nadio ilay tarehy , maina ny mony dia ny cicatrices teny foana 😣

__ Dia niresaka t@namana mpanao produit cosmétique tany Afrique de l’Ouest tany dia hoe ilay SAVON NOIR tohizo foana fa Ito misy POUDRE ravina tena efficace andramo fa tena tsara 😍

___ 1 semaine d’utilisation dia tena hoe tena hoe efa ela aho tsy Nahita izao beauté izao dia mba naka sary sy vidéo sans filtre pour la première fois indray dia alefako ao @ commentaire ao 😉🥰

✨💫 IZAHO koa dia manasa anareo mba andramo fa tena tsara no sady tena efficace 👌🏻✨💫

22/10/2025

‼️‼️Andao anadio tarehy @ Ireto Ankora Afrikanina Ireto ‼️‼️

✨💫Sahirana @ ny mony , tache sy problème maro tsh mety Nahitana vava olana Ve ?

✨Ireto 2 miaraka reto tena garantie fa mahita fiovana ao anaty 1 herinandro Ieny 1 HERINANDRO tompoko 🥰

✨✨✨Vokatsoa azo avy aminy:

1️⃣-savon noir du Nigerian🇳🇬 (3en1) Visage :

__ Manadio
__ Manala tache mony
__ Manamaina mony
__ Manala ride
__ Mampalama tarehy

2️⃣Poudre trésor du Soudan 🇸🇩 :

__ Manadio , Manasalama hoditra
__ Manala menaka @ tarehy
__ Anti-acné & Antibacterienne
__ Manidy mason_koditra
__ Mitsabo ny aretin_koditra rehetra toy ny :
✨Acné
✨Eczéma
✨Rougeurs
✨Irritation


✨💫 Araraoty fa manome vitsivitsy ireo koa Aza misalasala m’amènera commande 🥰🙏🏻

🇳🇬 à 🇲🇬

22/10/2025

‼️Fantatrao Ve fa misy volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ?

✨💫Fantatrao ve ny fisian’ny Chébé ? ✨💫

— Ny Chébé dia poudre zava maniry avy any Tchad 🇹🇩 zava maniry efa nampiasain’ireo vehivavy Tchadianina nentim_paharazana izy io .

— Anisany tena fantadaza ao Afrika ampovoany io Zava maniry io noho izy tena igagana @ fomba fiasa aingana sy tena mahomby . Ary efa fantadaza International koa

✨💫Ireto avy ny vokatsoa azo avy aminy :

____ Mitsabo ny volo simba ✅
____ Miaro ny volo tsy ho vakivaky sy ho tapatapaka ✅
____ Mampitsiry ny volo aingana ✅
____ Mampangirana sy manalefaka ny volo ✅
____ Manamafy sy mitazona amandona ny volo ✅

‼️‼️Efa misy eto Madagascar 🇲🇬 ilay volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ✨Huile et ✨Beurre de chebe .

💫koa Aza misalasala manao ny commande tompoko 🙏🏻

et 🇲🇬

02/10/2025

💫💫Aujourd'hui, le 2 octobre, je porte deux drapeaux au cœur de l'Océan Indien. 🇲🇬🇬🇳

✨À la Grande Île🇲🇬, je suis de tout cœur avec vous.
Hommage aux victimes et soutien inébranlable aux entrepreneurs et à ceux qui résistent à la violence.

✨Dans le même souffle, une très joyeuse Fête de l'Indépendance à la Guinée ! 🇬🇳
Que l'esprit du 2 octobre 1958 inspire plus que jamais l'unité et la dignité de notre nation.

💫💫Notre force est notre unité africaine.✊🏻Ensemble, nous bâtirons un avenir plus juste!

02/10/2025

‼️‼️Mitohy hatrany ny promotion Crème volumineuse ‼️‼️

Mitohy hatrany ny promotion crème volumineuse ho an’izay te hanatsara vatana, te hanangeza fitombenana 🍑

✅Azo osorana @ faritra rehetra izay Tina ho alebeazina rehetra
✅Mandaitra sy azo atokisana tsara
✅Produit 100% naturel & Africaine

✨💫Mbola 40.000ar au lieu de 50.000ar hatrany ny creme ntsika ✅

Contacte : 037 45 031 07

14/09/2025

‼️Fantatrao Ve fa misy volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ?

✨💫Fantatrao ve ny fisian’ny Chébé ? ✨💫

— Ny Chébé dia poudre zava maniry avy any Tchad 🇹🇩 zava maniry efa nampiasain’ireo vehivavy Tchadianina nentim_paharazana izy io .

— Anisany tena fantadaza ao Afrika ampovoany io Zava maniry io noho izy tena igagana @ fomba fiasa aingana sy tena mahomby . Ary efa fantadaza International koa

✨💫Ireto avy ny vokatsoa azo avy aminy :

____ Mitsabo ny volo simba ✅
____ Miaro ny volo tsy ho vakivaky sy ho tapatapaka ✅
____ Mampitsiry ny volo aingana ✅
____ Mampangirana sy manalefaka ny volo ✅
____ Manamafy sy mitazona amandona ny volo ✅

‼️‼️Efa misy eto Madagascar 🇲🇬 ilay volamena mampaniry volo avy any Tchad 🇹🇩 ✨Huile et ✨Beurre de chebe .

💫koa Aza misalasala manao ny commande tompoko 🙏🏻

et 🇲🇬

Contacte : 037 45 031 07

11/09/2025
Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toamasina