Service - Traiteur - Fanomezantsoa
SERVICE TRAITEUR FANOMEZANTSOA
Izahay dia manao sakafo ho an’ny hetsika rehetra, toy ny Fiançaill
12/06/2022
Efa mandray commande gâteau fête de pere zahay mp na 0346893630
11/04/2022
Mandray commande paques sy lundi de paques: gateau,tsakitsaky isankarazany,grillade,petit four midira mp na antsoy 0346893630
24/07/2021
Ships coco a partir 1500ar
11/01/2021
Efa mandray commande zahay, ho antsika Zay ikarakara lanona Samy hafa:sakafo (entrée ,plat De résistance,dessert); cocktail, tsakitsaky isankarazany,gâteau,
Raha mila fanazavana fanampiny midira mp n'a miantsoa 0346893630
17/12/2020
Tapitra ny fandraisana commande jusque 27/12/20 misaotra anareo client rehetra
08/12/2020
Ho antsika izay manomana s'y mikarakara lanonana , izahay ato aminy FANOMEZANTSOA Dia mbola vonona hanome fahafampo anareo aminy tsaky isankarazany .mandray commande Ary afaka manao livraison raha Mila fanazavana fanampy
Dia midira mp n'a miantsoa 0346893630
22/11/2020
Mbola mandray commande hatrany izahay (gâteau s'y tsakitsaky isankarazany)Ary afaka mikarakara anareo tsara raha misy lanonana atao.tongava mp n'a miantso 0346893640
17/10/2020
Mandray commande hatrany
22/09/2020
Efa mandray commande pour weekend zahay toy n'y gâteau sy tsakitsaky ary repas ho an izay hikarakara lanonana . Tongava mp n'a miantso 0346893630 Hoan izay mila fanasavana.ary efa misoratra hoantsika rehetra koa ny espace FANOMEZANTSOA
20/09/2020
Voalahanteninay Dia faly miarahaba anareo rehetra ankizy niraisina 1ere communion androany,ary indrindra fa ianareo zay nametraka fahatokisana anay t@ fikarakarana sakafo sy gâteau ary faly koa zahay satria anareo rehetra niteny hoe afa-po taminilay sakafo . Ary mbola mandray commande hatrany zahay sur mp ou 0346893630
12/09/2020
Efa misokatra ho antsika rehetra eto Toamasina ny ESPACE FANOMEZANTSOA izay afaka anaovana lanona toy ny anniversaire,vodiondry,mariage sy ny fankalazana lanonana samihafa izay mahazaka olona 50 ary possible mazaka olona 60.
Zahay koa de afaka mampanofa couvert complet , nappe de table,verre eo amin' ny 250 olona eo raha Mila fanazavana fanampiny Dia midira mp na miantsoa 0346893630.
Ny toerana de Mangarano mitsofoka kely 100m
Miala pharmacie valisoa
01/09/2020
Misaotra anareo afa- po aminy asantananay,
Encore Joyeux anniversaire NERIA.
Mbola mandray commande hatrany zahay sur mp ou 0345893630
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501