Boost Service

Boost Service

Share

Boost page, boost publication, partage...

23/08/2025

LOGICIEL DE GESTION COMMERCIALE
Ohatrinona ny totalin'ny entako rehetra na vola voaray amin'izao fotoana izao?
Ity misy logiciel afaka mamaly io amin’ny fotoana rehetra. Mora ampiasaina, tsy mitaky fahaizana informatique izay afaka anaovana ireto manaraka ireto:
-Gestion stocks amin'ny atsipiriany(entana miditra sy miovaka: QTE na CA)
-Facturation rehetra(Facture par date, client, non payées...)
-Afahana manaraka ny recettes (par date ou globales) amin'ny fotoana rehetra
-Gestion utilisateurs (misy mot de passe hidirana amin'ilay izy…)
-Gestion caisse
-Impression sy réimpressions facture A4, ticket de caisse…
-Suivi de paiement de facture client (Client mandoa tsikelikely)
Mety ampiasaina amin’ireto sehatra ireto: grossiste, épicerie, hotel, bar, quincaillerie, buvette…Mety ovana manaraka izay ilana azy. Tsy mila ordinateur matanjaka. Misy fampianarana ny fampiasana azy ary misy fanaraha-maso ihany koa. Manao installation à domicile ou à distance. Manao teste alohan’ny handoavana vola.

26/06/2025

Miarahaba ny Malagasy rehetra amin'izao andro fankalazana ny nazahoantsika fahaleovantena izay.
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra

25/12/2024

Joyeux Noël
Nous vous souhaitons de passer un doux et heureux Noël en famille

Photos from Boost Service's post 31/01/2024

Feno 3 taona Sahady no nisian'ny Boost Service, mbola mandray boost hatrany

Photos from Boost Service's post 10/07/2023

Mbola mitohy ny fandraisana boost ato amin'ny Boost Service amin'ny sarany 6000Ar/jour hatrany, minimum 2 jours

10/07/2023

Mbola mitohy ny fandraisana boost ato amin'ny Boost Service amin'ny sarany 6000Ar/jour hatrany, minimum 2 jours

23/05/2023
18/05/2023

Bonne fête de l'ascension

Photos from Boost Service's post 18/05/2023

Salama e.
Betsaka isika no sahirana amin'ilay page new experience hoe atao ahoana ny mampiditra olona hanana accès amin'ilay page ohatra hoe editeur na annonceur. Indro ary ny dingana arahina tahaka ny amin'ny sary izao.

08/05/2023

Faly miarahaba antsika rehetra
Tarifs antsika vaovao
Misaotra ireo izay nametraka fitokisana taminay hatrany
Boost Service Mivoatra hatrany

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Toamasina

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00