Manantsoa
Orinasa mamokatra sy mivarotra vokatra vita malagasy.
13/04/2026
Tongava manjifa ao amin'ny Showroom Pejaa Tamatave fa ho hitanao ao ireo vokatra tsara be 馃い ireo. Aza tara an 馃槈
27/03/2026
Mafana andro e!
Mila raha mangatsiatsiaka tenda 鈽猴笍
Aza adino fa misy foana Gla莽ons antsika e!
16/03/2026
Eeeeh 么么么! Mafana a!
Misy foana ny gla莽on antsika. Izay vita amin'ny Ranontsika.
Sady efa mirary 么!
14/03/2026
Mafana andro zany e!
Aza adino fa ato raha ty e!
10/03/2026
Hello 馃憢
Ho anao sahirana mitady vokatra tsara.
Gla莽on vita amin'ny Ranontsika 鈽猴笍
Aleo tonga dia miantso ny num茅ro amin'ny affiche
09/03/2026
Vaovao be 鈽猴笍
Manantsoa dia mivarotra gla莽on alimentaire amin'ny lanjany 500g.
Vidiny : 2000 Ariary monja 馃槺
Antsoy ny 034 15 611 08
Afaka alaina ihany koa eo ampitany Miramar h么tel Tamatave
Manantsoa vend des gla莽ons alimentaire en sachet de 500g
Prix : 2000 Ariary 馃槺
Appeler le 034 15 611 08
Lieu de r茅cup茅ration : en face de l'h么tel Miramar h么tel
01/02/2026
Salama Client jiaby 馃憢
Notre vinaigre de cidre est de retour 馃槉
Sady hisy vokatra vaovao tsy ho ela mba hisantarantsika ity taona vaovao ity
30/06/2025
Ak么ry aby e !
Tapitra fety nihinana sakafo natavy be iny.
Mividiana vinaigre sy tantely miel'ko hanenana kibo sy tavy.
Sady farany volana koa androany an 馃榿
12/06/2025
Notre p茅pite 馃敟馃敟馃敟
馃崓馃キ Confiture Cocktail Tropicale 馃崑馃崍
17/05/2025
Oye oye 馃榿
Amin'izao andro mangatsiaka izao dia ilaina ny manamafy ny hery fiarovana. Tantely Manantsoa asiana citron 馃崑 sy rano coco dia vita ny chocolat.
Miel'ko 50cl 12000 Ar
Miel'ko 400g 8000 Ar
Afaka miantso na mandefa mp raha hanao commande na mila livraison
032 56 046 90
034 56 915 02
26/02/2025
Efa azonao jifaina ao Boutique La Fabrique Toamasina Miami ny vokatra Manantsoa.
Enao sisa andrasana 馃槉
Tongava e !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot 270 Parcelle 22/31 Tanamborozano Ouest
Toamasina
501