Longrich_TOAMASINA 501
Longrich Toamasina501:l'équipe de Longrich Mscar dans la région Antsinana. Nous partageons aussi notre business à tous nos clients(en MP svp)
.
Consommateurs/commercants des produits Longrich, nous temoignons de l'authenticité de nos produits.
14/12/2024
‼️De nouveau disponible‼️
Passez vos commandes en Mp 🤩
13/03/2024
𝐃𝐞́𝐨𝐝𝐨𝐫𝐚𝐧𝐭 𝐚𝐧𝐭𝐢-𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐩𝐢𝐫𝐚𝐧𝐭 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡 🥰
✨ Mety amin'ny karazan-koditra rehetra.
✨ Manadio sy manafotsy helika.
✨ Malefaka sy tsy mamela tasy.
✨Mampangatsitsiaka sy mampahazo aina mandritra ny tontolo andro.
✅Ahotsakotsana ny tavoahangy alohan'ny ampiasana azy, ahosotra amin'ny faritry ny helika ary o***a moramora mba handaitra tsara.
❌Stock très limité ❌
𝑷𝒓𝒊𝒙 : 21.000𝑨𝒓
20/11/2023
💥 Mandroso foana 💥
Tsy misy tohatra midina izany ato fa miakatra foana 🎉🎉
Asa natao ho an'ny karazan'olona rehetra 🤗
Mp fa azavainay ny asa atao 📩
15/11/2023
Tongasoa ato amin’ny 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡 i Andry Miangaly Rakotonarivo & Licie Soanomenjanahary 😍😍
Merci pour la confiance aux Produits et à notre équipe Longrich Boss Club 💪💪
Rendez-vous au sommet ⬆️⬆️
Longrich_TOAMASINA 501
14/11/2023
🔔Ho avy ny fety ooo ,ndao hanao manjamanja🥰
Efa manjamanja foana isan'andro fa rehefa fety hafa mihitsy 😉 sa tsy izany? Hikarakara tarehy,Hanao volo...😍
Manana gamme de produits tena tsara no sady mety@ rehetra Longrich ❤️ Tsy ho an’ny vehivavy irery fa misy koa ho an’ny lehilahy😉.
NY TENA MAMPIAVAKA NY PRODUITS dia ireto❤ :
1- Produits Organiques (Nalaina tamin'ny vokatra natoraly ny composants any) 🌿🌿
2- Produits type Parapharmaceutiques (misy vertus thérapeutiques)👩🔬👩⚕
3- Ny Longrich no misahana ny famokarana azy depuis la plantation jusqu'à la distribution.
Ireto ary ny produits atolotra antsika androany :
🌸Ho an'ny tarehy & vatana :
-Savon Noir
-SodMilk
-Gel snake oil
-Déodorant
🌸Ho an'ny volo:
-Sérum snake oil
-Shampooing au thé blanc
-Après shampooing
🌸Ho an'ny ati-vava :
-Dentifrice 200g
-Spray buccal
Afaka miditra Mp na miantso.
☎️ 033 57 001 88📩.
❌ Stock limité fa vonjivonjeo❌
14/11/2023
📌Tsy hanaintaina intsony ny fadimbolanao rehefa mampiasa azy ireto.
Mihatsara ihany koa ny toe-pahasalamana ara-pananahana 👩🦰🌿
Ny antony ? Serviettes hygiéniques 𝟭𝟬𝟬% 𝗼𝗿𝗴𝗮𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀 izy ireto.
--------------
➡Anti-inflammatoire 😌
➡Soulage le stress ☺
➡Anti-bacterien
➡Soulage Les douleurs menstruelles😌
Manaraka ny fenitrin'ny Organisation Mondiale de la Santé (OMS) 😉
Manatombo ny vidiny, fa tsy voavidimbola ny fahasalamana entiny.
🟢Maitso : protège-slips
🟣Volomparasy : Serviettes nuit 🌙
🔵Manga : Serviettes jour ☀️
⚠️STOCK TRÈS LIMITÉ
07/04/2022
🥳🥳🥳
Mandroso hatrany🔥🔥
Alefa Madagasikara 🇲🇬❤️
08/03/2022
Joyeuse fête à toutes les femmes🎊❣️
18/02/2022
C'est vendredi!💥
Happy friday payday🤩
Ho antsika izay te hiara-hiasa dia mandray mpiara-miasa fona 'zahay isan'andro 🤗
Afaka miresaka ao amin'ny hafatra miafina📩
15/02/2022
Misesisesy mihitsy ny prime ato amin'ny longrich ato 💥
Vao tsy ela teo no nandeha ny
Prime Saint valentin mbola tsy tapitra dia izao tonga indray ny Voyage 😍
Spécial ho an'ny vao manomboka ny business ka hatramin'ny D4 ity prime ity 🤩
Mbola tsy tara raha androany no manapa-kevitra 🤗
Afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina fa azavainay anao ilay asa ato amin'ny longrich 📩
14/02/2022
😅😅
Produits longrich no ilainy fa tsy fleurs hono e 😉
Aza hadino fa misy promo saint valentin ato amin'ny longrich zao a 🤩
1 produit acheté = 1 produit offert ✨️
Passez vos commandes en Mp
22/12/2021
Isan'andro misy vaovao tsara fona 🥳🥳🥳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 16:30 |