Cynthia Cynthia

Cynthia Cynthia

Share

Aza mitsahatra, aza milavo lefona, ataovy hoe ianao tsy maintsy ho tafita πŸŽ―βœ…

19/08/2026

Jehovah oh mamelΓ  anay πŸ™πŸ»

17/08/2026

Toero ny fahavalo ✨

16/08/2026

πŸ’

14/08/2026

Jesosy no mpamela heloka
Ary ny finoana anao πŸ’—πŸ™πŸ»

13/08/2026

Mino an'ny JΓ©hovah amin'izay rehetra amin'ny fonao rehetra πŸ’– fa izy no mpanasitrana

12/08/2026

Izaho no mpiandry tsara,ny mpiandry tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry πŸ’—πŸ’—πŸ™πŸ»

09/08/2026
08/08/2026

Rehefa avy nifady hanina Jesosy tao anaton'ny 40 Alina sy Andro dia naka fanahy azy ny devoly
Raha tena zanak'Andriamanitra ianao hoy izy dia avadio M**o io Vato io , ka nivadika m**o izany , tsy faly ny devoly fa miambena , matokia an'Andriamanitra
"Tsy ny m**o ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Andriamanitra ihany koa"

07/08/2026

Zahavo Jehovah ✨

04/08/2026

Mino an'Andriamanitra amin'izay rehetra atao, fa afahany ny aretina rehetra , fahafatesana ny fanahy mamatopatotra sy mangeja anao.. ka aza mitsahatra mivavaka mba ahazo ny fiainana Mandrakizay πŸ’πŸ₯€βœ¨

Telephone

Website

Address


Tananarivokely