Extreme FOod
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Extreme FOod, Sports Team, Manjarisoa mahanjanga, Majunga.
13/07/2023
Karibo dholy e! Matsiro nefa mora a
13/07/2023
Coucou daholo o! Vao2 bé eto @ extrême food e?
24/06/2023
Zava-baovao ato @ extrême food o.misokatra ho anareo izahay mandritran'izao fetim-pirenena izao.
Salama daholo! Manasa anareo rehetra ho Tonga ato @ n'y extrême food manjarisoa fa miSokatra ho anareo izahay amin'izao asaramanitra izao.ary Maro n'y zava-baovao ho hitanao ao.
03/06/2023
03/06/2023
Alefaso Ary n'y commande nao @ Ty poulet rôti Ty e! Amin'iny vidiny mora bé.0389065254.eto manjarisoa no misy anay
03/06/2023
Maro isankarazany n'y m**o mamy ho an'i Neny ato aminay Ary @ n'y vidiny mirary d mirary.tongava Ary aty amin'iny Extrême food eto manjarisoa e.ampitan'ny otiv taloha.
03/06/2023
29/05/2023
Hafa ihany i Mama.
28/05/2023
I neny no nikolo nibaby nitaiza nanome n'y soa s'y soa s'y n'y tsara rehetra anao MBA itovizanao amin'iny olondrehetra Dia amzao fety natokana ho an'i neny izao Dia mendrika azy n'y tolorana m**o mamy asiana teny mamy ho azy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Manjarisoa Mahanjanga
Majunga