Plateforme TAFAVORI
"Se réunir pour bâtir" 🤗🤝
Une plate-forme indépendante des associations des jeunes Boeny.
02/06/2026
⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️
📢 FIANTSOANA HO AN’NY TANORA SY NY FIKAMBANANA
Eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, hisy fiofanana momba ny Asa An-tsitrapo ho an’ireo tanora sy fikambanana liana na mikasa hirotsaka amin’izany sehatra izany.
Ny France Volontaires Madagascar no manolotra izany
✅ Misokatra ho an’ny rehetra, na efa manana traikefa ianao na vao manomboka.
Alarobia 03 jona 2026 ao amin’ny Akory Aly Mahajanga :
- 9 ora maraina (natokana ho an'ireo fikambanana)
- 2 ora tolak'andro (isam-batan'olona)
Hiresahana momban'ny :
- Lalàna sy rafitra mifehy ny asa an-tsitrapo
- Zo sy tombontsoan’ny mpirotsaka an-tsitrapo
- Fandrafetana CV sy dossier
- Fahafahana sy sehatra ahafahana mirotsaka an-tsitrapo
- Fampandrosoana ny fahaiza-mitarika sy ny maha olom-pirenena
🎓 Hisy Attestation de participation homena ny mpandray anjara.
Fotoana iray hahazoana fahalalana, traikefa maimaim-poana io.
Alefaso amin’ny 032 83 374 60 na 034 33 374 60 ny anaranao.
Tongava maro ary entano ny namana sy ny fikambanana misy anao hanatrika. 🤝
02/06/2026
📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA
🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️
Ho an’ny mponina ao amin’ny indray izao ny fiofanana maimaim-poana momba ny Cuisine sy Pâtisserie, karakarain’ny Plateforme TAFAVORI, fiaraha-miasa amin’ny Tanora Gen Z 401.
🎯 Tanjona : Hanomezana fototra, teknika ary torohevitra ilaina amin’ny fanaovana sakafo sy pâtisserie, sady hamporisihana ny famoronana sy ny fahaiza-miaina.
📍 Toerana : Salle eo @ Birao Fokontany
📅 Asabotsy 06 jona 2026
🕝 Amin’ny 2h30 tolakandro
👨🍳 Mpampiofana matihanina no hifampizara traikefa sy teknika aminareo.
📞 Fisoratana anarana : 0377131090 / 0328817956
✨ Maimaim-poana tanteraka ny fiofanana
📌 Hitety Fokontany izao fiofanana izao
🔖 “Mianara anio, mamorona rahampitso.”
AMARAY @ 9h RDV eny @ FISA MANGARIVOTRA
Concours inter association na groupe de 5 ahazoana loka maro be. Tongava jiaby
29/05/2026
📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA
🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️
Ho an’ny mponina ao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra indray izao ny fiofanana maimaim-poana momba ny Cuisine sy Pâtisserie, karakarain’ny Plateforme TAFAVORI, fiaraha-miasa amin’ny Tanora Gen Z 401.
🎯 Tanjona : Hanomezana fototra, teknika ary torohevitra ilaina amin’ny fanaovana sakafo sy pâtisserie, sady hamporisihana ny famoronana sy ny fahaiza-miaina.
📍 Toerana : Salle eo @ Birao Fokontany
📅 Asabotsy 30 Mey 2026
🕝 Amin’ny 2h30 tolakandro
👨🍳 Mpampiofana matihanina no hifampizara traikefa sy teknika aminareo.
📞 Fisoratana anarana : 037 71 310 90 / 032 88 179 56
✨ Maimaim-poana tanteraka ny fiofanana
📌 Hitety Fokontany izao fiofanana izao
🔖 “Mianara anio, mamorona rahampitso.”
29/05/2026
Semaine de la fisa du 1 au 5 juin
Lieu : FISA MANGARIVOTRA
Tolotra maimaim-poana :
- Dépistage VIH, Vozon'ny tranon-jaza, Nono,
- Consultation général,
- Planning Familial,
- Échographie
- Condom gratuit (Kapôty)
7:30 à17 :30 isan’andro.
31 mai Fête de mère : Jeux sy Zumba ao amin’ny Population Mangarivotra.
Loka maro no ho zaraina.
Tongava maro.
26/05/2026
FIHAONAN’NY TANORA ETO MAHAJANGA MIARAKA @ MINISITRY NY TANORA.
Manasa antsika tanora rehetra eto Mahajanga sy ny manodidina ho tonga ao amin’ny AKORY ALY rahampitso Alarobia 27 mey 2026 amin’ny 09h30
📌 Fifanakalozan-kevitra iarahana amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa Alain Rasambany.
- Ny tanora sy ny Fikaonandoham-pirenena
- Politikampirenena momba ny Tanora
- Tanora miatrika ny fanavaozana
👉 Tongava maro
14/05/2026
📢 FILAZANA FIVORIANA TSY ARA-POTOANA
Ampandrenesina ny mpikambana rehetra (FIKAMBANAN'NY TANORA) fa hisy fivoriana tsy ara-potoana hatao ny :
🗓 Sabotsy 16 Mey 2026
⏰ Amin’ny 12 ora atoandro
📍 Espace des Jeunes (Jeunesse et Sports Boeny)
🎯 Hisy lohahevitra sy fanapahan-kevitra manan-danja hodinihina, ary vaovao lehibe mikasika ny hoavin’ny fikambantsika sy ny fiarahamonina iombonana.
SOLONTENAN'NY FIKAMBANANA IRAY IHANY NO ANTSOINA.
⚠️ Manan-danja ny fahatongavana. Raha tsy afaka manatrika ianao dia iangaviana handefa solontena afaka mandray fanapahan-kevitra.
✨ Se réunir pour bâtir
14/05/2026
Wifi milalalalaaaa nefa mibanaka
14/05/2026
📢 MITOHY NY FANDRAISANA MPIKAMBANA SY HO MPISITRAKA – PLATEFORME TAFAVORI
🌍 Ho an’ny tanora sy ny fikambanana eto Mahajanga :
🎯 Iza no afaka miditra ?
✅ Tanora 14–35 ans
✅ Fikambanana / OSCs
✅ Mpianatra, bénévoles, porteurs de projets ary jeunes leaders
🔹 TOMBONTSOA HO AN’NY “BÉNÉFICIAIRE” (olona tsirairay)
✔ Tarif réduit amin’ny connexion Wifi Starlink
✔ Accès bibliothèque sy espace de lecture
✔ Toerana azo hianarana sy hanaovana recherche
✔ Participation amin’ny formations sy ateliers
✔ Club de Français
✔ Conseils sy accompagnement ho an’ny tanora
✔ Priorité amin’ny opportunités sy activités
✔ Réduction na gratuité amin’ny services sasany
🔹 TOMBONTSOA HO AN’NY FIKAMBANANA / OSCs
✔ Birao sy espace de réunion
✔ Toerana hanaovana formations sy activités
✔ Fanohanana sy accompagnement projet
✔ Fampifandraisana amin’ny partenaires
✔ Fampahafantarana sy visibilité
✔ Fiaraha-miasa amin’ny réseau des jeunes eto Boeny
✔ Fampiasana ny Espace des Jeunes amin’ny activités communautaires
📝 HISORATRA ANARANA :
🔗 OSCs / Associations :
https://forms.gle/nWwitfb74fe4W48a8
🔗 Bénéficiaires :
https://forms.gle/xqrS3ywND1HZk53Y6
📍 Espace des Jeunes – (ao amin'ny Jeunesse et Sports Boeny)
Plateforme TAFAVORI
« Se réunir pour bâtir »
Espace des Jeunes
WIFI STARLINK ILLIMITE 500 Ar
Détail Commentaire
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Amborovy
Majunga