Commune Rurale Mahitsy

Commune Rurale Mahitsy

Share

"Omeo andraikitra ny tanora dia hanao ny ainy tsy ho zavatra izy"

22/09/2026

โšฝโšฝTournoi Communal Footballโšฝโšฝ
๐Ÿ“ŒAlahady 27 Septambra 2026
๐ŸŸ๏ธ Kianjabe Mahitsy
1๏ธโƒฃQUART DE FINALE : "INTER-FOKONTANY"
08H: FC. ANKADIFOTSY Vs FC.BEMASOANDRO
10H: A.T.M(Antsahamasina) Vs AIZ IZY 'ZANY
2๏ธโƒฃQUART DE FINAL: "OPEN"
12H: FC.COUSIN Vs TRANSFOOT
14H: NAMAKI Vs FC. Kร”MBRAZY
๐Ÿ”–Paf: 1000 Ar
๐Ÿ’ชTongava maro manohana ny Ekipanao

Photos from Commune Rurale Mahitsy's post 19/09/2026

๐…๐€๐๐Ž๐Š๐€๐…๐€๐๐€ ๐Ž๐…๐ˆ๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž "๐€๐†๐„๐๐“๐’ ๐„๐๐๐”๐„ฬ‚๐“๐„๐”๐‘๐’" hiasa amin'ny ๐๐ซ๐จ๐ฃ๐ž๐ญ๐ฌ ๐‘๐’๐”(Registre Social Unique)
๐Ÿ‘‰Natomboka androany ny Fanofanana ireo Agents Enquรชteurs hiasa hanao fametrahana ny:
๐Ÿ  ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐˜€๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“‹ ๐—™๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ
๐Ÿ“Š ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ
๐ŸคTonga nanokatra izany ny ๐’๐ž๐ค๐ซ๐ž๐ญ๐ž๐ซ๐š ๐‰๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐Œ๐š๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ฒ, izay nisolotena an'Andriamatoa Ben'ny Tanร na, niaraka tamin'ireo ๐Œ๐ฉ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐Ÿ๐š๐ง๐š sy ๐“๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š avy amin'ny ๐ˆ๐๐’๐“๐€๐“ ary ny teo anivon'ny ๐๐ซ๐จ๐ฃ๐ž๐ญ ๐‘๐’๐”
๐Ÿ™Mahavelombolo ny fahavitrihana hanao ny fiofanana nasehon'ireo mpiofana izay Tanora ny ankabeazany mameno azy ireo
๐Ÿซถ Mirary soa azy ireo amin'ny asa sy andraikitra sahininy avy

15/09/2026

โšฝโšฝTOURNOI COMMUNALE
FOOT-BALL "Inter-Fokontany"โšฝโšฝ
๐Ÿฅ…8รจme de Final๐Ÿฅ…
๐Ÿ“ŒAlahady 20 Septambra 2026
๐ŸŸ๏ธAo Kianjabe Mahitsy
๐Ÿ•š8H: ZANABAHOAKA Vs TSIPร”Lร”Pร”Lร”
๐Ÿ•š10H: TRANSFOOT Vs AIZ IZY ZANY
๐Ÿ•š12H: ANKADIFOTSY Vs FC.FIBAM
๐Ÿ•š14H: AJESAIA Vs BEMASOANDRO
๐ŸŽŸ๏ธVidim-pidirana: 1000 Ar
N.B: Antsoina hivory ny mpandray anjara amin'ny OPEN rehetra sy ireo izay hanao match amin'ny Alahady ny Alarobia 16 Septambra 2026 @3 Ora Tolakandro ao Commune.
Entanina ireo izay mbola tsy nahafeno ny "Droit" mba hitondra izany
๐ŸคTongava maro manohana ny Ekipanao !

Photos from Commune Rurale Mahitsy's post 14/09/2026

๐Ÿ’ช ๐…๐€๐๐„๐๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐™๐€๐•๐€-๐Œ๐€๐‡๐€๐ƒ๐Ž๐Œ๐„๐‹๐ˆ๐๐€ ๐‡๐Ž๐€๐'๐๐˜ ๐“๐€๐๐Ž๐‘๐€, ๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐“๐‘๐€๐Ÿ›‘
๐ŸคNatomboka androany ny fanentanana ny ady atao amin'ny zava-mahadomelina hoan'ireo Tanora sy Mpianatra eto amin'ny Kaominina Ambanivohitra Mahitsy
๐Ÿ‘‰Nanombohana izany ny tao amin'ny sy
๐ŸคNiara-nisalahy tamin'izany ny:
โœ…Kaominina Ambanivohitra Mahitsy izay nisolon'Andriamatoa Sekretera Jeneralin'ny Kaominina tena
โœ…Ny avy ao amin'ny Tobim-paritry ny Zandarimaria Mahitsy
โœ…Ny Sefo Fokontany Mahitsy
โœ…Ireo Mpanabe isaky ny Sekoly sy tompon'andraikitry ny Sekoly
๐Ÿ”ฐNampahafantarina azy ireo ny loza sy ny voka-dratsy ateraky ny Fandraisana na Fifohana izany ireo Tanora Mpianatra tao amin'ireo Sekoly ireo, ary noentanina ny amin'ny tsy fandraisana na fanandramana izany akory
๐Ÿ™ Velom-pisaorana sy Fankasitrahana ny amin'ny fanatanterahana izao Hetsika izao moa ireo Mpanabe sy tompon'andraikitry ny Sekoly satria ady sy adidy iombonana ny Fanabeazana ny Tanora, izay andry iankinan'ny Firenena sy ny Fiarahamonina
๐Ÿ™Ankasitrahana isika rehetra nandray anjara ary hisaorana ireo tompon'andraikitra rehetra nanaiky ny hiara-hiasa
๐ŸซถMbola fanombohana ihany moa izao fa mbola hitohy amin'ny Sekoly rehetra ny fanentanana

Photos from Commune Rurale Mahitsy's post 12/09/2026

๐Ÿ“Œ MITOHY INDRAY NY ASA FANORENANA NY CEG ANKAZO
๐Ÿ‘‰Ny Zoma 11 Septambra 2026 dia notanterahina tao aminโ€™ny toerana hananganana ny CEG Ankazo, Kaominina Ambanivohitra Mahitsy, ny fihaonana nanamarika taminโ€™ny fomba ofisialy ny fanohizana ny asa fanorenana ny Sekoly Ambaratonga Faharoa (CEG) ao Ankazo.
๐Ÿ‘‰Ity fanohizana ny asa ity dia tanteraka taorianโ€™ny fanaovan-tsonia ny didy fanombohana ny asa (Ordre de Service) sy ny fanaovana fifanarahana taminโ€™ny orinasa voatendry hanatanteraka ny asa.
๐Ÿ‘‰Nivory taminโ€™izany ireo tomponโ€™andraikitra sy mpisehatra samihafa mandray anjara aminโ€™ny fanatanterahana ity fotodrafitrasa ara-panabeazana ity, anisanโ€™izany:
๐Ÿ”น Andriamatoa Benโ€™ny Tanร nanโ€™ny Kaominina Ambanivohitra Mahitsy, niaraka taminโ€™ireo mpiara-miasa aminy;
๐Ÿ”นNy Mpanolontsaina Kaominaly
๐Ÿ”น Ireo solontenanโ€™ny MSIS TATAO, izay nahitana ny Tale Mpanatanteraka sy ny Tale Teknika, niaraka taminโ€™ireo mpiara-miasa aminy;
๐Ÿ”น Andriamatoa Lehibenโ€™ny ZAP Mahitsy;
๐Ÿ”น Ireo tomponโ€™andraikitry ny CEG sy ny EPP Mahitsy;
๐Ÿ”น Ireo Lehibenโ€™ny Fokontany voakasika;
๐Ÿ”น Ireo Ray Aman-dReninโ€™ny mpianatra;
๐Ÿ”น ary ireo mpikambana ao aminโ€™ny vondrom-piarahamonina sy ny fokonolona.
๐Ÿ‘‰Natao ihany koa ity fihaonana ity ho fotoana hitsidihana ny toerana, hijerena ny fivoaranโ€™ny asa, ary hifanakalozana hevitra aminโ€™ireo mpisehatra rehetra voakasika aminโ€™ny fanatanterahana ny tetikasa.
๐Ÿ”ฐNy fanohizana ity tetikasa ity dia dingana lehibe ho aminโ€™ny fanamafisana ny fotodrafitrasa ara-panabeazana ary hanampy aminโ€™ny fanatsarana ny tontolo sy ny fepetra ianaranโ€™ireo mpianatra ao aminโ€™ny vondrom-piarahamonina Ankazo.
๐Ÿค Ny fahombiazanโ€™ity tetikasa ity dia miankina aminโ€™ny firaisan-kina, ny fiaraha-miasa ary ny fahavononanโ€™ny mpisehatra rehetra.
๐Ÿ™ Maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ho anโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka, ny tomponโ€™andraikitra eo an-toerana, ireo tomponโ€™andraikitra aminโ€™ny fanabeazana, ny ray aman-dreninโ€™ny mpianatra ary ny fokonolona, noho ny fanohanana sy ny fandraisanโ€™anjaranโ€™izy ireo aminโ€™ny fanatanterahana ity fotodrafitrasa ity, izay natao ho tombontsoanโ€™ny mpianatra sy ny mponina ao Ankazo.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ“š๐Ÿซ MIARA-MIENTANA HO AMINโ€™NY FANABEAZANA MAODERINA SY NY FANANANA FOTODRAFITRASA ARA-PIANARANA MIFANARAKA AMINโ€™NY FILร€Nโ€™NY VONDROM-PIARAHAMONINA.

10/09/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Laure-anne Djhemilah, สšส†สš Nalsi สšส†สš, Dh'ino Bรซn, Noum's Ran, Fely Zudoarichikito-phael, Julie Ravolamanga, Ravaka Niaina, Lรฅny Rasao, Jbm Man, Cristina Randria, Razanandrasana Erolienne, Yandi Rawel's, Solange Harimiadantsoa, Fly Jerri, Bid'y Mendes, Ernestine Rasoarimalala, Malalatina Zary Fanantenana, Rinรดh Espi

10/09/2026

๐Ÿ“ขFIVORIAM-POKONOLONA๐Ÿ“ข
๐Ÿก MAHAKASIKA NY FANANGANANA
๐ŸŽฏIlazana isika Vahoaka tsy an-kanavaka ety amin'ny Fokontany , Fokontany , Fokontany ho tonga hanatrika ny FIVORIAM-POKONOLONA
๐Ÿ—“๏ธ Rahapitso Zoma 11 Septambra 2026
๐Ÿ•š Amin'ny 02 Ora Tolakandro
๐Ÿ“ŒEo EPP ANKAZO
๐ŸซถAoka hifampilaza ary tongava maro fa zava-dehibe hoan'ny hoavin'ny Zanatsika io

08/09/2026

๐Ÿšจ Mahitsy sy ny Manodidina!

โ€œ ATRIKASA MOMBA NY TEATIRA MAODERINA โ€
โ€“ Andiany faharoa ๐Ÿ™‚โ€โ†•

๐Ÿ—“ Sabotsy 26 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ Manomboka aminโ€™ny 09ora maraina
๐Ÿ“Œ Tranompokonolona Mahitsy
๐Ÿซฑ๐Ÿผโ€๐Ÿซฒ๐Ÿพ Hanasa ireo rehetra liana na maniry hiditra tiropy Teatiraly
Izay iarahana aminโ€™i sy

๐Ÿ”– Tsy misy vidim-pidirana
Fanazavana fanampiny :
Whatsapp +261 38 76 871 41
Facebook : Vahatra Andriana โ€“ Lofty Coaching

๐ŸŽ—Fiarahamiasa aminโ€™ny Commune Rurale Mahitsy

โ€œ Teatira manakaiky ny fiarahamonina. Mihetsika fa tsy hetsehina. โ€ โœŠ๐Ÿฝ

07/09/2026

โšฝโšฝTOURNOI COMMUNALE
FOOT-BALL "Inter-Fokontany"โšฝโšฝ
๐Ÿฅ…8รจme de Final๐Ÿฅ…
๐Ÿ“ŒAlahady 13 Septambra 2026
๐ŸŸ๏ธAo Kianjabe Mahitsy
๐Ÿ•š8H: Ambohibe Vs ZAY le TAM
๐Ÿ•š10H: EXACTE Vs ANKAZO
๐Ÿ•š12H: A.T.M Vs O.M
๐Ÿ•š14H: FC.COTAN Vs MADA
๐ŸŽŸ๏ธVidim-pidirana: 1000 Ar
๐ŸคTongava maro manohana ny Ekipanao !

05/09/2026

๐Ÿ€๐Ÿ€TOURNOI COMMUNAL - FINAL
Basket-ball "TOURNOI DE VACANCES"๐Ÿ€๐Ÿ€
๐ŸŽฏAo Terrain de Basket Mahitsy
๐Ÿ—“๏ธ Rahapitso Alahady 06 Septambra 2026
๐Ÿ›‘MATCH DE GALA VEHIVAVY
14H: Fihaonana ๐Ÿ†š Mahitsy

๐Ÿ“ขGRANDE-FINAL LEHILAHY
15H: Manonga ๐Ÿ†š E2BF
โญ•๐Ÿ†“Concours Tir ร  3 points (Droit 5.000 Ar)
Tongava maro manohana ny Ekipanao

Telephone

Website

Address


RN4
Mahitsy
105