Mora Ranoray
Tongasoa mitsidika n'y page πππβ₯οΈ
Ny tsara sy n'y mora hatrany no atolotra ho anareo.
Aza adino Ary n'y manaraka n'y page hijerena arrivage π
πAntsirabe izahay fa mandefa @ Faritra.
πMirarisoa ho Anao.
β€οΈ034 29 680 87β€οΈ
β€οΈ037 53 669 71 β₯οΈ
31/05/2026
Mirarisoa ho ani Reny rehetraππ
TΓ©o foana IZY na t@ mora na t@ sarotra
Je t aime Maman ChΓ©rie ππ
30/05/2026
Hafa ihany
Omeo Fitiavana IZY Raha Mbola Velonaππ
Ho ela Velona anie ny Reny rehetraβ€οΈβ€οΈ
Mivavaka ho azy Raha EFA nialoha Lalana IZYππ
Finaritra ry Neny Γ΄ π!
πΈ Ianao ilay reny, tsy afa-miala, sy tena hoe "tratra farany" amin'ny fitaizana na andro na alina, ireo zaza.
πΌ Ianao ilay reny, tsy maintsy mandeha mitady vola na dia tsy foy ilaozana aza ireo sombiniaina.
π» Ianao ilay reny, mahita ny pitsopitsony rehetra ao an-tokantano ao ka miady saina ery rehefa misy tsy fahampiana.
πΊ Ianao ilay reny, na vizana na marary dia tsy maintsy miarina mikarakara ireo ankohonana satria tsy misy afaka hisolo.
πΈ Ianao ilay reny, mahazo tsiny sy voatevateva satria miteny matetika noho ny fitiavana sy mba tsy hanan-dratsy.
πͺ· Ianao ilay reny, miaritra ditram-bady sy ditran-janaka.
πΌ Ianao ilay reny, maniry mafy ny hanan-taraka kanefa tsy mbola nahazo, eny tena reny tokoa ianao.
π» Ianao ilay reny namoy anaka.
πͺ· Ianao ilay reny mananontena fa efa nalain'ny Tompo ilay vady nianteherana.
πΈ Ianao ilay reny ara-panahy sy ara-panabeazana, mety hoe tsy manambady sy izay naloaky ny kibo fa kosa tena nomen'ny Tompo zanaka marobe iadidiana.
β€οΈ Aminβizao Fetinβny Reny izao, enga anie Andriamanitra hitahy sy hanome fitahiana be dia be ho anareo.
β€οΈ Homeny fahasalamana, fiadanana, fahendrena ary fahasambarana isanβandro anie ianareo.
Ny fitiavanareo sy ny fahafoizan-tenanareo hovalianβAndriamanitra fitahiana mihoatra lavitra.
Β« π»ππ‘πβπ¦ ππππ ππππ π½πβππ£πβ ππ βππππ ππππ; π»πππππππππππππ‘ππ ππ¦ π‘ππ£πππ¦ ππππππ ππππ π½πβππ£πβ ππ βπππππππ ππ ππππππ; π»ππππππππ‘ππ ππ¦ π‘ππ£πππ¦ ππππππ ππππ π½πβππ£πβ ππ βπππππ ππππ πππππππππ. Β»
β ππ¨π¦ππ«π² π :ππ - ππ
Tratry ny fetinβny reny π·
10/04/2026
βCoucou Daholoβ
πMbola maΓ±ana Kapa fripe Tsika ato Sao tara
π«΄Prix solde
07/01/2026
βMbola ilaina fona n'y Robe an
π12.000 Ariary daholo
Anio 3 Janoary 2026
Manao ahoana n'y Paosinao aoπ₯Ί??
Salama Tsara ve??ππ
Izay mahasoa ataon 'Andriamanitraππ
πHo afa' trosa @ Zay Ianao ioβοΈ
πͺπͺManomboka Taona ityππ
ππππ
Faraparany Taonaππ
Avelao izay tsy netyπ₯°
Fiainambaovao indray hatrehanaπͺπͺ
25/12/2025
23/12/2025
πCoucou π
βAza adino fa Mbola misy Gaine ato an
Sao sahirana @ Robe tsara be eo Kibo io
πGaine elastic
πGaine ceinture
πGaine sport
Category
Website
Address
Antananarivo
Mahitsy