RDB LIVE
Pejy natokana ho an'ny horonan-tsary (vidéo) :
- fanabeazana
- fifampizarana vaovao
- fandalinam-pinoana Le plaisir de partager.
Alahady 07 Jiona 2026
I JESOA ZANAK’ANDRIAMANITRA NO MOFON’NY FIAINANA
👉Fikambanan’ ny Masera Disciple de Ste Thérèse de l’ Enfant Jesus
Entin' ny fandaharana VIE CONSACREE indray isika mpanaraka mba hamantatra ny Fikambanan’ ny Masera Disciple de Ste Thérèse de l’ Enfant Jesus
Koa manasa anao hanaraka izany hatramin' ny farany!!!!!
Masindahy Jacques Bertieu ilay Maritirin' ny Finoana
👉Iza moa i Md Jacques Berthieu?
Ho entin' ny fandaharana VIE CONSACREE antsika mpanaraka indray ny tantarany sy ny naha Maritiora azy ary ny hankalazan' ny Fiangonana manokana azy ny datin' ny 6 sy 7 Jiona 2026 ho avy zao eny Ambiatibe.
Manasa anao hanaraka izany hatramin' ny farany!!!!
👉👉Lien YouTube https://youtu.be/vXhRBV57_yM
Alahady fankalazana manetriketrika ny Trinite Masina.
- Fankalazana ny andro maneran-tany faha-60 ho an'ny Fifandraisan'ny Mpiara-belona.
- Faha-25 taonan'ny Radio RAKAMA (Radio Katolika Mazava Atsinanana) Farafangana.
"Mitandro ny endrika sy ny feon'olombelona ao amin'ny saina voatran'olombelona."
Alahady 31 Mai 2026
FIANAKAVIANA MIAINA AM-PITIAVANA LAVORARY, ANDRIAMANITRA
👉👉Congrégation des Sœurs Filles de Marie de Saint Denis de La Réunion
(Fizarana faha-2)
Mbola ny fikambanana Sœurs Filles de Marie de Saint Denis de La Réunion ihany no itondrana antsika mpanaraka ny fandaharana koa araho hatramin' ny farany ary ee!!!
👉Lien YouTube https://youtu.be/MsH8EBuPMI4
Alahady Pantekôty
**MPANKAHERY SY MPANAZAVA ARY MPAMPIHAVANA, NY FANAHY MASINA**
"Tahaka ny nanirahan'ny Raiko Ahy no anirahako anareo koa: Raiso ny Fanahy Masina" Md Joany 20, 19-23
👉👉Congrégation des Sœurs filles de Marie de Saint Denis de la Reunion
(Fizarana voalohany)
Fikambanana Relijiozy isany tranainy teto Madagasikara iray indray no ampafantarina antsika mpanaraka ny fandaharana, koa araho hatramin' ny farany ary ee!!!!
Fankalazana ny andro maneran-tany faha-60 ho an'ny fifandraisan'ny mpiara-belona eto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo. "Mitandro ny endrika sy ny feon'olombelona ao amin'ny saina voatran'olombelona."
Alahady 17 Mai 2026
NY FIAINANA MANDRAKIZAY DIA NY MAHALALA AN’ANDRIAMANITRA
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ivato
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 09:00 - 16:00 |
| Thursday | 09:00 - 16:00 |
| Friday | 09:00 - 16:00 |