LELB
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LELB, Education, IHOSY, Ihosy.
09/02/2025
L.E.L.B-IHOSY
IHOSY MORARANO HIGH SCHOOL
Isaorana ny Avo indrindra ary voninahitra ho anay mpampianatra miteny Anglisy ato amin'ny L.E.L.B - lHOSY ny Sabotsy 8 Febroary 2025 ny fitsidihana nataon'i Jao sy Luc izay Amerikanina manao asa eto lhosy, faritra Ihorombe.
Nampahafantatra ireo mpianatra ny faha zava-dehibe ny fahaizana miteny Anglisy izy ireo ary ireo fomba fianarana azy.
24/08/2024
- Anaty ny foko ianareo zandry malagasy malala, Ny Taninketsa, Ny L.E.L.B.
- Ny faniriana, sy ny nofinofy ary ny tanjona rehetra izay mafana ato ampoko mandrakariva no manosika ahy andraisako ny andraikitro, anasoavoko ny hafa izay efa Nanasoavan'Andriamanitra ahy, hiasako mafy ho antsika sy ho any firenena.
-Misaotra ny Ray Avo, misaotra Mrs Aurélie Noarijaona izay mitarika ary misaotra ny mpitondra eto an-toerana
Ny fanomanana ny ho avy no laharam-pahamehantsika
24/03/2024
Profound gratitude to God Almighty for 26 young malagasy embessies of Mercy Ships 2024 with two malagasy logistics assistant were selected by, will be patient registrats to work for malagasy countryman and countrywoman.
Misaotra an'Andriamanitra Avo indrindra noho ny amin'ity Lesona vaovao momba ny ity!
Thank Almighty God for this about a ! Enjoy watching and learning!
!!!
Hello everyone!
Thank God Almighty for this English language lesson video teaching!
Hoitantsika ato ny fampianarana ireo fomba fiarahabana amin'ny teny Anglisy!!
!! Thanks!!
01/08/2023
Better smile with students!
05/06/2023
🇲🇬:Ampitiavana no iarabana antsika rehetra! Fisaorana ho an' Andriamanitra Avo indrindra ny amin'ny vaovao tsara sady mahasoa tamin'ny anio Asabotsy tolakandro faha 03 Jona 2023. Sendra tafa-resaka tamin'ny Ray amandreny Amerikanina izay hitatsika eo amin'ny sary io izahay roa. Nafinaritra ny niresaka taminy. Fa ny hafatra izay nolazainy taminay dia hoe: " Ilain'ny Malagasy ny mahay fiteny iraisam-pirenena '' Izay no vaovao mahasoa izay ampita amintsika rehetra!
🇬🇧: We are greeted with love. Thanks to the Most High God for the good and useful news on this Saturday afternoon, June, 03rd, 2023. We both happened to talk to the American Parents that we see in the picture. It was a pleasure to talk to him. But the messege he told us is: " Malagasy people need to be able to speak international language (English) " which is useful news that can be passed on to all of us.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Address
IHOSY
Ihosy