Marc - Photographe

Marc - Photographe

Share

👉 Photo Wedding • Portrait • Studio • Event.
☎️ 034 25 774 63 🙏
✨3️⃣0️⃣1️⃣✨

Photos from Marc - Photographe's post 18/06/2026

📌 Misehatra amin'ny tontolo rehetra aho rehefa maka sary fa tsy mijanona eo amin'ny resaka Événements sy Portrait ary Paysage irery ihany 🥰💚

Teto zao dia niara-niasa tamin'ny entreprise iray ✨



🇲🇬

17/06/2026

Ny OLONA REHETRA – na vehivavy na lehilahy, na efa lehibe na mbola tanora – ENY NA IANAO IO AZA dia afaka ny ho mpitarika.

17/06/2026

📌 Mila mianatra teny tsika fa ho avy tsy ho ela reo. 🌴😁

✓Du Pain = M**o dipaina
✓Masikita= Bro7
✓Mangahazo Antono = Mahôgo atono
✓Chérie an! = Mama ty!
✓Wadray = ha! Nanakory !?
✓M**ogasy = mokary
✓M**o akondro = m**o kind
✓Tsondro = Filao
✓Karapakopako = Karapapaka
✓Menakely = m**o misy lavaka
✓Kotsokotso = godrogodro
✓Voni manga = batata hay!
✓Bajaja = Bajajy
✓Mazanga = ganjama
✓Kofimady = kofmad

mbola maro fa mila miomana koa tsika amin'ny teny gasy fangaro teny français ndreo mety hisy anglais tampoka !!! (mila mianatra anglais ao Talk english)

ohatra :

Rayane euh! tu veux du pain ve! sa masikita avec lasary !?

Non wa tsy manao Rayane euh! C'est marary ça ein!

Raiso tsara ny vahiny tsika fa reo anisany mamelona majunga ty, alefaso laweky ny mapa majunga refa mitady lawaiky reo...

Defa misaotra mialoha anareo Pitandro ny filaminana ,fa hiasa 24h24 anareo (Sady Pitandro filaminana majunga cool jiaby)

anareo bajaj aza mamango kobay Mafy lotra , kara zany koa anareo ao plage jiaby ao, efa hay tsika jiaby fa ho tsetsina majunga ty Kely Kely eo , aza adino miseky manao madio tsara ... mividy déodorant ao bazary cosmétiques ao maro tsara ...

(Nindramina) 😁

Photos from APPF's post 15/06/2026
15/06/2026

📌 Refa zakan'i Ramose i Madame de mba mila mahazaka koa zany i Madame 😁🤣 (fitia mifamaly) 💚

Photos from Marc - Photographe's post 13/06/2026

📌 Aujourd'hui, j'ai eu le plaisir de partager mon expérience avec de jeunes femmes de l' Association Diversity ,🥰 passionnées par le monde du multimédia🎬 et désireuses de développer leurs compétences.
Le thème de notre échange était : « L'Art de l'image : design, photographie et Photoshop ».

Ce fut un moment très enrichissant, et je les remercie pour leur motivation et leur participation active.💚🙏🏼

🇲🇬


Marc - Photographe ✨
Crédit photo : Fanom's RF 📸🙏🏼

Photos from Marc - Photographe's post 26/05/2026

📌 Nahafinaritra ve ny nareo tao? 🥰, mba lazao hoe taiza nareo ? 😊

🇲🇬 part 1

📸 Marc - Photographe

22/05/2026

📸💚

Mendrika ny hohajaina avokoa ny olona rehetra na lahy izy na vavy, ary na manao ahoana ny fari-piainany sy ny toerana misy azy.🤗

Photos from Marc - Photographe's post 22/05/2026

📌 On a pris un petit moment pour capturer quelques photos pendant la visite de la ville de Tamatave. C’est une ville sympa, différente de ce que j’imaginais. 💚🥰

🇲🇬

📸 Marc - Photographe n'hésitez pas à me suivre 🙏🏼
📱034 25 774 63 😊

20/05/2026

📌 Tongasoa eto 💚🌊

📸 Marc - Photographe

Want your business to be the top-listed Photography Service in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rn7
Fianarantsoa
301