Ghost Rekordz
Studio d'enregistrement Musical Malagasy
CLIP VAOVAO 🚨
SYLVER - MANEGNY (Clip officiel) Nouveauté Gasy 2026
Partager au max la famille🔥🙏
Lien Youtube 4k : https://youtu.be/CfNSgtY755U?si=qYYwHE6NvrpyS8dF
📽️TOJO RINASOA
🛩️M-NAT
🎹Addi
🎙️Ghost Rekordz
02/06/2026
Salama daholo.
Ilazana isika mpanjifa fa ny vokatra rehetra izay efa vita ka tsy nalainareo mpanjifa efa mihôtra ny 5 volana dia tsy anananay antoka intsony.
31/07/2024
Salama daholo🥰✨
Andao hiaraka aminay indray amin'ny sabotsy 3 Aogositra 2024 hoavy izao😻, ao amin'ny efitrano 3D an'ny EMIT, manomboka amin'ny 9 ora maraina; amin'ny atrikasa fifampizarana miaraka amin'ny Ghost Record na koa ANDRIAHARINTSOA Lanja, momba ny lohahevitra hoe: "Ahoana no hananana fandraisam-peo tsara"🎵 .
Lehilahy manan-talenta ary nahazo ny diplaoma tao amin'ny sekoly E-media izy ary hizara ny fahalalany sy ny teknika mba hahazoana feo tsara kalitao. 🔊❤️
-Fandraisana anjara: 2000 Ar
++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++
Bonsoir 🥰✨
Rejoignez-nous ce samedi 03 août 2024 dans la salle 3D de l'EMIT😻 ,à partir de 9h pour un atelier de partage avec Ghost Record ou ANDRIAHARINTSOA Lanja, un talentueux sortant de l'école E-media, sur le thème : "Comment faire une bonne prise de son"🎵.
Il partagera ses connaissances et les techniques pour obtenir une bonne qualité sonore.🔊❤️
-Participation :2000 Ar
23/10/2023
Ilazana isika antsika rehetra mpanjifa eto @ studio Ghost Rekordz fa tsy misokatra ny studio manomboka n'y Alatsinainy 23 Octobre ka hatramin'ny 1 Novembre 2023 noho n'y Antony tsy afaka ialana eo @ Fianarana.
Miverina misokatra indray ny 2 Novembre 2023.
Mankasitraka hatrany Dia mirary soa
03/08/2023
Miverina misokatra hoan'ny rehetra indray ny Studio Ghost Rekordz .
Na mpanakanto vao misondrotra na Choral.
👉Prise de son
👉Mixage audio
👉Création instrumental
👉Spot publicitaire
👉Etc
Misokatra 7/7, ety @ cité Antarandolo ny toerana
Contact rapide: 0344817665
Izy no Nest Ralaiavy, Mahafehy karazana instrument de musique maromaro izy toy ny Batterie sy ny guitar. izy dia anisany equipe mpiara-miasa akaiky amin'ny studio Ghost Rekordz.
90% @ ireo mozika misy feon-gitara mivôka ato dia izy ihany ny olona ao ambadika tsy hita nareo ao, nefa ilay anisany mpanome ny tsiro sy ny hanitra mampatsiro ireny vokatra rehetra ankarfizinareo ireny.
Salama daholo indray !
Sentionany @ asan'ny équipes chœuriste mpiara-miasa aminay ato @ Studio Ghost Rekordz.
Aza misalasala intsony ianareo izay mila chœuriste rehefa hanao prise de son aty aminay fa efa misy afaka manao izany asa izany ato.
Mbola maro be ireo équipes mpiara-miasa aminay fa sentionany aloha ity naseho androany ity.
Araho hatrany ary ny pejy dia aza hadino ny j'aime.
13/05/2023
Tongasoa eto @ Studio . Nahafinaritra ny fiarahana ary mankasitraka t@ tsy fisalasalana dia tongava @ sehatra avo hatrany.
Ghost Rekordz
Fiarahamiasa @ Sekoly Zezoita Eto Madagasikara. Anisany nitondra ny anjara-birikiny izahay eto @ trano famokarana, Antena koa moa anisany olona navôkan'izany Sekoly Zezoita izany tao @ CSFX Ambatomena Fianarantsoa, ary tao @ io Sekoly io ihany koa no nitsirian'ny hevitra voalohany ka nahatsanganana ity trano famokarana ity.
09/09/2022
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Cité SEIMAD Antarandolo Log 106/Toliara 601
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 18:30 |
| Tuesday | 08:30 - 18:30 |
| Wednesday | 08:30 - 18:30 |
| Thursday | 08:30 - 18:30 |
| Friday | 08:30 - 18:30 |
| Saturday | 09:30 - 18:30 |
| Sunday | 14:30 - 18:30 |