Master Ping
WiFi - ZONE
Assistance et support technique en réseaux informatiques
16/12/2025
PARTAGE WIFI STARLINK FIANARANTSOA
🎄✨ OFFRES SPÉCIALES NOËL & FIN D’ANNÉE ! ✨🎄
Pour célébrer les fêtes et terminer l’année en beauté, nous avons une offre exclusive pour nos nouveaux abonnés :
👉 Souscrivez avant le Nouvel An et profitez d’un avantage exclusif :
💥 1 mois d’abonnement réglé vous donne accès à une durée de service doublée
Une offre pensée pour vous permettre de découvrir pleinement la qualité de nos services, tout en réalisant des économies dès votre inscription.
⏳ Offre valable pour une durée limitée, réservée aux nouveaux abonnés.
Master Ping - 034 27 225 79
03/12/2025
PARTAGE WIFI STARLINK eto Fianarantsoa
ANDRAINJATO - SOANERANA -AMBODIRANO sy izay rehetra hitanao amin'ny sary rehetra
- Sady émetteur matanjaka be no apesaina no Mbola mipetraka amin'ny toerana avo ka tokony hahazo avokoa nareo.
- Manao abonnement/mois amin'ny sarany mirary
- Zavatra ilaina : capteur wifi sy Point d'accès anaovanao partage ao atrano
- Misy test gratuit afaka atao ety amin'ny manodidina ny misy anay (Soanerana - Jereo ao amin'ny commentaire)
Raha liana na mila fanazavana fanampiny dia midira MP na miantso avy hatrany
Master Ping - 034 27 225 79
01/12/2025
Master Ping - WIFI ZONE FIANARANTSOA
Soanerana - Ambodirano sy ny manodidina aloha no efa mandeha tsara amin'izao
Manasa anao hiditra MP raha liana
28/11/2025
FIANARANTSOA - SOANERANA SY NY MANODIDINA - WIFI GRATUIT
Raha mahita an'io wifi io ny appareil-nao dia apiasao fa gratuit io rapitso sabotsy.
Fomba atao:
1 - miconnecte amin'ilay wifi
2 - kitiana eo amin'ilay '' cliquez ici ''
3 - mampiasa wifi gratuit
Raha Liana amin'ny abonnement par mois ianao dia mandefasa MP amin'ny page
Abonneo ny page fa hanao WIFI BÔJO izahay ka sode tsy haharaka vaovao eo enao🔔
Toerana: Jereo ny pub omaly
‼️FIANARANTSOA ‼️
Andrainjato-Antanifotsy-Antapon'Ivory-Soanerana sy ny manodidina
OMANO NY CAPTEUR WIFI FA HO AVY NY M@sterP!ng
10/11/2025
MikroTik izao no malaza. Tongava amin'ny mp
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301