OLICO
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OLICO, Clothing Company, Avenue du General Leclerc, Fianarantsoa.
ATELIER DE CONFECTION TEXTILE
⊛ Tee- Shirts
⊛ Polos
⊛ Casquettes
⊛ Tenues de sport
⊛ Survêtements
⊛ Gilets
⏰ Ouvert le lundi au vendredi
08/03/2026
Ny Ekipa rehetra dia miarahaba anareo vehivavy rehetra nahatratra izao andronareo izao.
❤️❤️ Ho vehivavy mahery tokoa anie ny vehivavy rehetra.
19/02/2026
🔴 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐀𝐍𝐃𝐄 𝟖 𝐌𝐀𝐑𝐒 🔴
𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬👌
𝐀𝐳𝐚 𝐯𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 🔴
𝐌𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐟𝐨𝐭𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐞𝐭𝐨 𝐟𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐏.
📞 𝟎𝟑𝟖 𝟐𝟕 𝟑𝟑𝟏 𝟑𝟔
𝐀𝐝𝐫𝐞𝐬𝐬𝐞 : 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐦𝐛𝐚𝐳𝐚𝐡𝐚 -𝐒𝐨𝐮𝐬 𝐠𝐫𝐚𝐝𝐢𝐧 (𝐀𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐢𝐬𝐬𝐚𝐫𝐢𝐚𝐭 𝐜𝐞𝐧𝐭𝐫𝐚𝐥(𝐈𝐌𝐏𝐑𝐈𝐌𝐄𝐑𝐈𝐄)
07/02/2026
MANDRAY COMMANDE HATRANY ISIKA AN😋
Mankasitraka ny Université de Fianarantsoa Andrainjato nametraka ny fitokisana feno!🥰
Ravo ny fo mahita ny zavatra tsara vita❤️
Tsy ankanavaka fa mandray ny commande ny rehetra izahay.
Contacts :
📞 038 27 331 36
Adresse :
AMPASAMBAZAHA-Sous Gradin (IMPRIMERIE)
30/01/2026
Faly izahay mizara aminareo ireto vokatra manaraka ireto indray😍
Mankasitraka feno ny nametraka ny fitokisana taminay ny amin’ny fanantaterahana ireto fanamiana hatao mandritra ny taona 2026 ireto🙏☺️
Ho anareo izay mitady ny fiaraha-miasa mahafa-po ihany koa dia aza misalasala ny mametraka ny COMMANDE.
Manao izahay ny : Tee-Shirt, Polo, Survêtement, Tenue de travail, Tenue de sport, Casquette.
Contacts:
📞 038 27 331 36 ou MP
Ampasambazaha-Ambany Stade (ampitan’ny Trano fotsy lehibe)
Mandefa manerana ny Nosy na ihany koa Ivelan’ny Nosy.
25/01/2026
🤔Tena mety maro zao nareo any no mametram-panontaniana hoe :
« Aiza ary no misy Atelier de confection tena mahafa-po mba hanaovanay an’ireto commande nay ireto? »
Tee-Shirt / Polo / Casquette / Tenue de sport / Survêtement / Gilet de travail /sns.
🤣D avy eo mitady vaha-olana hoe:
« Andao mba hanontanontany any de hita eo »
Ao no tonga dia tojo ny mahafa-po azy❤️
Nefa ao ndray no sendran’ny tsy araky ny niertreretana azy🥺
Dia inona ihany ary zany no tena vaha-olana ny amin’izany?👍
😀Ny vaha-olana dia tsotra:
- Atelier matotra sy matianina no mandray ny commande.
- Asa voakaly sy mateza ary manaja ny fenitra rehetra.
- Ny vidiny mirary amzay zakan’ny rehetra ihany koa anefa tsy hadino.
Dia aiza daholo no ahita an’izany rehetra izany?🤔
Adiresy tokana ihany dia ahitanareo ireo rehetra mahafa-po ireo😍
👉 Ato amin’ny OLICO 👈
Alefaso daholo amzay ary ny commande fa aza misalasala.
Ho anareo: Fikambanana rehetra, Orinasa, Sekoly, Fianakaviana.
Contacts:
📞 038 27 331 36
Ampasambazaha - Ambany stade ampitan’ny trano fotsy lehibe.
Mandefa @ faritra rehetra manerana ny Nosy izahay.
Frais de livraison : 0 Ar
22/01/2026
Efa manomboka indray izao ny fandraisana "Commande 8 Mars" ato amin'i OLICO.
- Tee-Shirt
- Polo
- Casquette
Koa aza atao tara ary fa efa manomboka feno daholo ny fotoanatsika. Hatramin'ny 4 Mars ihany no fotoana afaka andraisana ny commande farany.
Aza miandry farany fa vonjivonjeo ary. Ho afa-po ianareo!
Fiakambanana - Fiangonana - Orinasa - Sekoly - Oniversite
Contacts :
Téléphone / Whatsapp :
📞038 27 331 36
Adresse :
📍Ampasambazaha - ambany stade ampitan'ny trano fotsy lehibe.
Nos clients méritent le meilleur.
Ces T-shirts ont été confectionnés dans notre atelier, en privilégiant la qualité des matériaux et le souci du détail.
Des vêtements durables, confortables et faits avec amour.
☎️ 0382733136
📍Ampasambazaha_Fianarantsoa
18/05/2025
Misaotra ireo vondrona mpianatra tao @ CSFX Ambatomena nametraka taminay ny famokarana ireto fanamiana mitovy ireto fa tena nahafinaritra ary tena afa-po tanteraka ry zareo ary faly😀
Ho an'izay te hanao fanamiana mitovy ihany koa, eto izay vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anareo.
Tél : 038 27 331 26
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha Sous Gradin ampitan'ny commissariat central.
18/05/2025
Ny fandraisana "Commande" dia mitohy foana isanandro😊
⭐Ary isaoranay hatrany ianareo izay nanankina taminay ny fanamboarana ny akanjonareo.
Ity @ sary ity izao dia Polo Semi-Coton personnalisée tsarabe.
Enao koa tongava manao ny "Commande" nao.
Tél : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin ampitan'ny commissariat central.
07/05/2025
Ela2 izy izany😁
Ato fôna eh! Mbola somary sahirana ny manomana zavatra tsara ho anareo mpanjifa😍
Vonjevonjeo fa voafetra ny toerana sy ny fotoana hanaovana ireo commande 26 juin sy Famadihana na Fetim-pianakaviana, sns.
🔥Promotion Be🔥
Prix de gros pour plus de 20 pcs :
💣Survêtement : 38 000 Ar
💣Polo : A partir de 15 000 Ar
💣Tee-Shirt : A partir de 10 000 Ar
Tongava ary eh!
📍Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha sous gradin F/tsoa.
☎️Tél : 038 27 331 36
Mandefa manerana ny Nosy🏝️🇲🇬
27/04/2025
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra❤
26/04/2025
Mitohy hatrany ny fandraisana ireo "Commande" rehetra.
Tél : 038 27 331 36
Adresse : Oliv's Service Ampasambazaha
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Avenue Du General Leclerc
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 18:00 |
| Sunday | 07:30 - 11:30 |