MadaFroh
"Geben macht glücklicher als Nehmen"
Die armen Kindern in Madagaskar werden sich sehr freuen, wenn Sie Ihnen helfen können.
Herzlichen Dank im Voraus
Happy Gasikara- MbH
07/01/2023
'HistoireEstPrécieuse
Soutenons Omar Sy contre le racisme et le boycottage de son Film "Tirailleurs".
Unterstützen wir Omar Sy gegen den Rassismus und den Boykott seines Films „Tirailleurs“.
Je vous invite à tous à regarder le Film "Tirailleurs" d'Omar Sy.
Ich lade Euch alle ein, sich den Film "Tirailleurs" von Omar Sy anzuschauen.
⁉️FILAZANA⁉️
Mitady mpanao asa tanana malagasy, manamboatra kilalao (vilany sy fatapera kely, vilia sy sotro, baolina, fiara kely karetsaka, daomy sns) sy mpanjaitra akanjo izahay❔
Manoràta eo na mandefasa hafatra miafina.
‼️Olona matotra ara-potoana ary afaka mahatratra commande ho an-jaza sy ankizy mihoatra ny 50 isa ihany no aoka hanoratra‼️
Misaotra tompoko.
05/12/2021
☀️ Tia mizara fifaliana koa ve ianao?
♥️ Ndao happy-faly ny ankizy miaraka aminay ...
🤩 Tanjonay ny hitondra fifaliana ho an'ireo zaza mahantra 🤩
Amin'izao fetin'ny Krismasy 2021 izao dia hanatanteraka fizarana kilalao sy sakafo ho an'ireo zaza mahantra indrindra ato anatin'ny faritra amoron'i Mania sy Vakinan'ankaratra izahay 🚸🍱🎁
Misy dikany lehibe ary hitondra fifaliana ho azy ireo ny fandraisanao anjara, koa raisinay antanan-droa sy ampifaliana tompoko izay atolotrao.
Azonao alefa amin'ireto:
Paypal: [email protected] (Allemagne)
Mvola +261 34 09 718 36 (Madagasikara)
Mankasitraka indrindra amin'ny fandraisanao anjara.
"Izay rehetra ataonareo amin'ireny madinika indrindra ireny dia amiko no anaovanareo izany"
-MbH
-faly-ny-ankizy
&Sakafo
#24&25.12.2021
'iMania&Vakin'ankaratra
02/10/2021
Kely no azo natolotra fa kosa ampitiavana ❤
Misaotra nizara Nicole 💐
02/10/2021
Misaotra nizara hafanana Lauren 🥰💐
Ampitiavana hatrany ❤
02/09/2021
"Mifampitsinjo" 🇲🇬❤
Misaotra hatrany 😘
●FITIAVANA●
02/09/2021
❤"Sambatra izay mifanampy" ❤
Misaotra ny nizara 😘🇲🇬🇲🇬
03/08/2021
Am-pitiavana 💖💖🙏🇲🇬🇲🇬👋
16/06/2021
💖💖💖
Mehr als 40 Menschen konnten wir diese Woche helfen durch Liebe aus Deutschland. 🥰🌷 Misaotra ny mpikarakara hatrany🙏🇲🇬😊
❤💙🤍💚
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa