VIVA Fianarantsoa 98.8FM RTV
VIVA FIANARANTSOA
ETY ANJOMA , TRANO TRONDRO
RADIO 98.8FM - TV : 759.31Mhz
IZAHAY ETO AMIN'NY VIVA TV SY RADIO DIA MAMPAHAFANTATRA ANTSIKA MPANARAKA FA NIFINDRA ATY AMBOHIBORY SAHALAVA NY TOERANA . AMBADIKY NY STATION SHELL . LALANA MIAKATRA NY PAVE . KOA MANASA ANTSIKA IZAY HO TONGA HANATITRA IREO SPOT NA FANDAHARANA SAMIHAFA FA VONONA IZAHAY NY HANDRAY ANTSIKA .
02/06/2026
aza adino ny fotoana anio alina miaraka amin'ny tarika Ambondrona amin'ny 9ora ao amin'ny espace Royal ary amin'ny 3ora kosa ny alahady eny amin'ny kolejy maria manjaka talatamaty.
01/05/2026
isika mpankafy sisa andrasana . éfa Tonga ny tarika Ambondrona . aza adino ny fotoana rahariva ao amin'ny espace royal bateravola amin'ny 9 Ora Ary ny alahady amin'ny 3 Ora tolakandro eny amin'ny kolejy Maria manjaka talatamaty . misy ihany koa ny voandalana noentin'izy ireo.
30/04/2026
AZA ADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA ; RAHAPITSO ALINA AMIN'NY 9 ORA CABARET AO AMIN'NY ESPACE ROYAL BATERAVOLA ARY ALAHADY 3 MAY 2026 KOSA ENY AMIN'NY KIANJA MALALAKA KOLEJY MARIA MANJAKA TALAMATY MANOMBOKA AMIN'NY 3 ORA TOLAKANDRO, EFA VONONA DAHOLO NY REHETRA FA ISIKA MPANKAFY SISA ANDRASANA.
METEO 30 AVRIL - 1-2 MAI 2026
IALANA TSINY AMINTSIKA MPANARAKA NY RADIO SY TELEVISION VIVA FA MBOLA AO ANATINY FANAMBOARANA IZAHAY FA MISY NY OLANA ARA-TEKINIKA ; MISAOTRA ANTSIKA AMIN'NY FAHARETANA.
27/04/2026
AZA HADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA 1MAI 2026 ESPACE ROYAL BATERAVOLA ARY 03 MAI 2026 KOLEJY MARIA MANJAKA TALATAMATY .
METEO 25-26-27 AVRIL 2026
METEO 22-23-24 AVRIL 2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
ANJOMA
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |