LAZ

LAZ

Share

Chaque titre de LAZAO AZY est un appel à l'action, une hymne à la résistance.

RAP à textes partagés avec un fragment de solutions, esquisse des lendemains meilleurs, se dessinent les contours d'un monde plus juste, plus égalitaire, plus humain.

19/06/2026

🔴 Radem ny fotoana ry zalah .
☝️ Asio présence kely izay ho avy ? Sy ireo efa nahazo Tisaka 😎?

TELO AOTRA REAL 🔥🔥🔥
Efa vonona ny rehetra 👊👊💪💪

‼️𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 ⌚️13h31
‼️𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢

18/06/2026

Yo kaiz 🫡.
Misaotra ry zalahy fa nilay iny omaly iny. 🙏.

Eto dia miala tsiny izahay mirahalahy ( LAZ x Ti-Ah. ) , fa tsy maintsy hira iray fotsiny no natao, noho ny fahatarana teo amin'ny mpikarakara.
Mankasitraka e
Merci Harintsoa Nack's a 👊.
Amin'ny le 20 ny Pro 🫡. fans

🫡🫡

16/06/2026

TELO AOTRA REAL 𝓤𝓵𝓽𝓲𝓶𝓪𝓽𝒆 𝓔𝓭𝓲𝓼𝓪𝓴𝓪 2026 🔥🔥

☝️Tahaky ny édition nifanesy teo aloha, tsy misy ankiandriandry fa 1️⃣3️⃣h3️⃣1️⃣ izy ity ry zalahy tonga dia milodaka 🔥🔥

🔴 Mbola misy billets amidy eny an-toerana...FA tongava aloha sao lany eo 👊

‼️𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔
‼️𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔𝗩𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢

14/06/2026

⏳⌛⏳⌛⏳⌛⏳

13/06/2026

TELO AOTRA REAL 🔥🔥
J--7

Photos from LAZ's post 12/06/2026

👆 Rahampitso no mandray commande farany, raha tiana ho vita alohan'le 20 🤗 .
Mankasitraka 👊

10/06/2026

Yo Man 👊
🗓️ Ato ny grama 'ntsika manaraka.
⏰ Caleo tsara ilay lera .

fans

09/06/2026

🔥Sombiny tao amin'ny andian'ny II , fankalazana ny faha 20 taonan'ny Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion

✅ IMPACTING ... Chez PAPA ISORAKA.

Matsiro foana ny fiarahana rehefa ilay faramparany iny .👊
🙏Mankasitraka an'i LASAKART sy ireo mpandray anjara rehetra.
🙏Peace be ho anareo tonga nanotrona.

🗓️ Ny fotoana manaraka miaraka @ LASKART.
CELEBRATING - 01 Août 2026 - Le Pave Antaninarenina.
👆 Ho avy eo ny andinindininy.
fans

Photos from LAZ's post 08/06/2026

👆 Matetika rehefa J-1, J-J, amina hetsika dia misy foana ilay manontany hoe , misy tisaka amidy ve ao....😁, tairo mba itondray sns....🙏

Rare be ilay dispo de suite , fa sur commande foana ilay izy.
Environ 5 jours ouvrables ny Prod 👊.
Mankasitraka hatrany 🙏

07/06/2026

Tairo ato maka Pouvaka isaky ny couplet.
🔥 TELO AOTRA REAL 🔥

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Fianarantsoa