Ando Rafahatelo

Ando Rafahatelo

Share

Journalist

06/11/2025
06/11/2025

*Ny Hasarobidin’ny Fihainoana*

Amin’izao vanim-potoanan’ny firoboroboan'ny teknolojia izao, vaovao tonga haingana sns..., dia lasa adino matetika ny herin’ny fihainoana tsara. Tsy ampy ny mandre fotsiny, fa ilaina ny mandinika sy mahatakatra tsara izay lazain’ny hafa. Izany no fototry ny fifandraisana mahomby sy ny fahalalana marina.

Ao amin’ny chronique androany, hojerentsika ny fomba ahafahana mihaino tsara kokoa, na amin’ny fiainana andavanandro na amin’ny sehatra matihanina. Tsy vitan’ny hoe manampy amin’ny fifandraisana izany, fa manamafy koa ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa.

Tsarovy: ny fihainoana dia fanomezana ho an’ny hafa, ary fahendrena ho an’ny tena.

" Mahaiza mihaino, mifampihaino, mandinika sy mandalina. "

23/07/2025

Ilay teny Malagasy , Tompo ô !
Aza disoina fanoratra sy fanonona re fa manahirana ihany e.

Ohatra : " Hiady ny lovam-badiny".

Vao diso faniratra io , " Hiady lavam-b... " 😀😜😜😀😀 Nareo lty 😜😜

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301