Pause Gouter
Venez gouter aux petits délices que nous faisons
09/07/2023
Vaovao be 🤩🥳
hoantsika eto Fianarantsoa
Manomboka rampitso alatsinainy 10 jolay 2023
🥖Sandwich Viande Pause Gouter 🥖
⛔ Prix de lancement amin'ny vidiny 4000Ar fa tsy 5000Ar
Araraoty ary fa hisy an reto ny point de vente nay rehetra 😋
Afaka mandray commande ihany koa izahay ao amin MP 😁
A récupérer sur les points de ventes Pause Gouter
Pause Goûter, la qualité est notre priorité 😋
07/07/2023
Fête fin d'année Collège le Petit Poucet Fianarantsoa
Misaotra atrany amin'ny fahatokisana ❤️
26/06/2023
Mirary fety sambatra ho antsika ny équipe an'i Pause Gouter ❤️
18/04/2023
🛑 Vaovao 🛑
Pause gouter Fianarantsoa ❤️
Ireo daholo ary ny atolotray :
🍴Composé 500Ar
🍴Petit Pain 1000Ar
🍴Pizza 1000Ar
🍴Glace olé 1000Ar
🍴Jus naturel 1500Ar
🍴Burger 5000Ar
Afaka mandray commande izahay , à récupérer
0324149687
Bon appétit 😋 !
Handao anao pause kely aloha hihinana gouter 😉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |